FIHAONANA TAMIN'NY niryna

81. fijo ( 08/05/2007 21:21)
azavao azavao fa tsy mazava e
82. mbaliana ( 09/05/2007 11:28)
niryna> fa nareo avy any kosa ange tsy omby poketra ny volanareo rehefa tonga any dago e :lol::lol:
fijo> avadika inn ny resaka e...hoe lasa ianao ndray zany no manome sou ny any... bien e...tairo fa aza matahotra zany ... :-P:-P...
mimich sy ika> fa maninona nareo rehefa mihaona?
83. niryna ( 10/05/2007 17:20)
mbaliana:

niryna> fa nareo avy any kosa ange tsy omby poketra ny volanareo rehefa tonga any dago e :lol::lol:


Marina izany hoe tsy omby poketra satria ngezabe ny vola any amintsika.8O:D:D
Raha ny vola indray dia izao tokony samy mifaly:D izay kely hanany fa saika isika olombelona tsy mahay mihonona:?::?:cry:.Mbaliana asa aloha ny hafa fa raha izaho anie manao boatindrakitra kely e:idea:,izay vola nananako ao no angoniko nividianako billet sy vola niainako tany e:roll:.Torohevitra iray koa io ho an'izay mandeha raha tianareo:idea::*

84. mbaliana ( 10/05/2007 19:32)
niryna> ary raim zany dia feno ny boite-drakitrao...
za aloah tsy maharitra an'izany e... misy alehany foana ny vola indraindray ary za mora azon'ny fakampanahy ny hamaky boatin-drakitra :*:-* :-*
85. watafon ( 11/05/2007 06:52)
Mba tongava moa aty d hohita eo e ! d za manana boatindrakitra raha ilaindry ! :-*:-*
86. fijo ( 11/05/2007 21:06)
mbaliana an,le resak'i ika sy mimich no asaiko azavaina fa inona ary ty
87. niryna ( 12/05/2007 06:54)
mbaliana:

niryna> ary raim zany dia feno ny boite-drakitrao...
za aloah tsy maharitra an'izany e... misy alehany foana ny vola indraindray ary za mora azon'ny fakampanahy ny hamaky boatin-drakitra :*:-* :-*

Izaho angaha niteny hoe raim no nahafeno azy a,nanangona hoy aho.Mampahatsiahy ny fahiny izany,samy manangona vola izahay ankizy dia ny an'ny zokiko taperiny sokirina ny ahy mavesatra dia alainy tsimoramora:cry:fantatro ilay izy taty aoriana :roll:fa nihamaivana:evil:ary dia nafeniko tamin'izay:wink:

88. mbaliana ( 14/05/2007 20:50)

niryna> za tsy tia manao boatindrakitra no tena izy e

fijo> aiza zany resaka zany? za ko anga mamaly ny resakao .. za miresaka amin'i niryna ....:@

wata> sao mba boatindrakitra vide zany :-*:-*

sasa> tss njy ko
89. niryna ( 15/05/2007 06:09)
Mbaliana>Rehefa manana tarigetra na kely na lehibe dia mila manao hezaka foana,mila manana ny atao hoe mihafy fa raha tsy izany tsy tonga ilay faniriana sy ezaka kely tiana ho tratrarina.:lol: Indraindray aloha voan'ny fakam-panahy ihany dia mividy e.Ny ahy ny fanafody dia tsy miditra mpivarotra aho fa tena toa misy andriamby misitona vola ny mpivarotra:D
90. mbaliana ( 15/05/2007 20:53)
niryna< tsy maintsy zay fa za aloha dia zao e... ampiasaiko ze azoko ampiasaina dieny mbola azoko atao...:lol:
91. fijo ( 15/05/2007 21:52)
mbalian a,ao ambonimbony ao
92. niryna ( 16/05/2007 18:01)
mbaliana:

niryna< tsy maintsy zay fa za aloha dia zao e... ampiasaiko ze azoko ampiasaina dieny mbola azoko atao...:lol:


Fa ahoana:?:Mila manana tanjona ihany koa na kely aza fa io no fianarana ny fahaizana mamehy tena:P:P
93. mbaliana ( 16/05/2007 19:00)
niryna> raha mbola kely za dia yeee fa zany hoe ny fotoana no tsy mifametra :P
94. fijo ( 16/05/2007 21:31)
fero ihany ka
95. mbaliana ( 17/05/2007 11:35)
fijo > ny androany yee fa ny a long terme toa sarotra :wink:
96. fijo ( 17/05/2007 20:54)
izany ve??
97. mbaliana ( 18/05/2007 20:14)
fijo> marina e... misy ny fiovana mantsy eny andalana .. samy manana ny eritreriny koa io
98. jaya ( 13/06/2007 08:25)
nyrina salu toi
aza adino le hafatro we mapamangy an i cutie any, ra tafaresaka aminy enao, bizzz
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1364