FIHAONANA TAMIN'NY niryna

21. naritsimba ( 18/04/2007 09:38)
fasaly>>> marina ny anao
22. watafon ( 18/04/2007 10:45)
Mahafinaritra zany ry zareo an ! ny :cry: kely ftsn d niantso za tsy nahazo mihtsy fa nisy pb angamba ny reso orange tao @ palmier e ? sa ahoana ry sasa ? hihihi
23. sasa ( 18/04/2007 10:57)
watafon ka hita fa za ary mba gaga koa tena nisy problem mintsy tamin'iny koa:-*
24. mbaliana ( 18/04/2007 11:05)
:}:}:}:}
25. watafon ( 18/04/2007 11:08)
hita mitsy kou ! ankizy 04 b zao no nantsoiko fa de e e e e ! tsy nisy azo e!
26. mimich ( 18/04/2007 16:03)
ie sampona ao am palmier fa tsisy réseau
27. fanilo ( 18/04/2007 16:14)
aiza zany palmier....:roll::-P:wink:
28. lo ( 18/04/2007 17:13)
sasa > foneo dieny zao za so d tsy tafa eo ary
29. fijo ( 18/04/2007 21:47)
za koa foneo ry sasa an;
30. ikaretsaka ( 19/04/2007 03:00)
tssss fihaonana ao tana tsisy an'i mimich zany tssss...:wink:
na ny ary Anala @ dry P. Hil isaky ny alahady aza
31. sasa ( 19/04/2007 05:00)
lo hi hihi hi aleo fa phonen'ny standart an'i serasera elah hi hihh
fijo firy moa le num anlah 0000000....... hi hihi aleo fa antsoiko e:-*
32. mbaliana ( 19/04/2007 11:34)
mivoaka ny secret ndry zalahy
33. lo ( 19/04/2007 17:30)
sasa > aza cacher-na fotsny le num fa tsy mandray miitsy za an :)
34. fijo ( 19/04/2007 22:05)
hi hi i iza io manafina Nomerao io????asasa
35. watafon ( 21/04/2007 07:05)
lo : raiso foana lesy a !
sasa: iza moa le standard ? hihihi
36. tywa68 ( 21/04/2007 07:52)
Misaotra an'i Naritsimba nizara e ! tsy nisy sary angaha ?
Sa miandry an'i nyrina handefa azy eto ?
37. fasaly ( 21/04/2007 08:38)
ié! zay kou minadry sary! :-P
38. sasa ( 23/04/2007 04:45)
watafon hi hi hi hi any izy any sipa tsara feo be izay
lo sy fijo za tsy manafina num izany an :-D:-D:-D
39. watafon ( 23/04/2007 09:05)
sasa : humm hay moa !
ikaretsaka :manin lesy raha tsy eo mimich ? :-D
40. ikaretsaka ( 23/04/2007 12:43)
watafon: tsy milay raha vao tsy eo mijmich sy i Ari.malala fa tsisy mpampihomehy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.205