FIHAONANA TAMIN'NY niryna

61. niryna ( 28/04/2007 01:06)
xxx:

hahaha, manao vedety rehefa mody anie io olona io e!
ny olona rehetra mody tsy be tantara fa izy hono mila kômité hafa mihitsy, iny indray no tsy hitako!!!

Ka inona no olana amin'i xxx amin'izany?=))=))

62. sasa ( 30/04/2007 05:15)
fijo tsy homena sous papa fa refa tonga aty elah mahita e!
63. naritsimba ( 30/04/2007 06:40)
niryna>>>> aza malahelo @ zay xxx fa izy angamba no tsy te hifankahita taminay raha taty marina izy.
64. mbaliana ( 30/04/2007 09:37)
ze mahay manaova wa... amin'izay ze tsy mikritik ny hafa fa lasa ohatry ny be fialonana fotsiny ...
sasa> za ihany moa e? no omena sopapa :wink:
65. ANARIM ( 30/04/2007 09:49)
zà ngamba tsy tratra antso???? loooolllllll
66. sasa ( 30/04/2007 11:41)
mbaliana ye njy ihany no homeko sopapa ary ambadika ary e:-*:-*
67. mbaliana ( 30/04/2007 18:54)
sasa> merci akia :-*:-*:-*
68. niryna ( 01/05/2007 06:04)
naritsimba:

niryna>>>> aza malahelo @ zay xxx fa izy angamba no tsy te hifankahita taminay raha taty marina izy.

hitakou :lol:

69. fijo ( 02/05/2007 21:48)
sasa an,papa mantsy mitady sous izao ka
70. melody ( 02/05/2007 22:00)
:-D:-D
71. sasa ( 03/05/2007 05:41)
fijo tsy misy sous afaka homeko an'i papa :-D:-D:-D
72. niryna ( 03/05/2007 06:11)
mbaliana:

ze mahay manaova wa... amin'izay ze tsy mikritik ny hafa fa lasa ohatry ny be fialonana fotsiny ...
sasa> za ihany moa e? no omena sopapa :wink:



=))=))o^o^:^:@
73. tisera ( 03/05/2007 07:43)
:) dia misaotra anareo rehetra nitantara ny fihaonana é! ary dia miandry ny sary indray izany izahay ô!:wink:
74. mbaliana ( 03/05/2007 13:56)
niryna> ka tsy zany aza ve .. somary diso kely ny teniko teo.. manjary hita hoe be fialonana fotsiny ny kritik ny sasany

sasa> ry fijo efa mangataka sou any amindry fa ahona isy fizarana sou angaha any? :-D:-D:-D:-D:-D:-D
75. fijo ( 03/05/2007 22:03)
aza avadika wa io resak aio ry mbaliana
76. sasa ( 04/05/2007 06:03)
mbaliana tsy misy anzany aty amiko
77. niryna ( 04/05/2007 06:11)
Ity no adinoko ry ireto a.Asa ianareo izay mandeha any raha mahatsapa toy ity.Toa be tsy andraofana izany ny vola any sady ngezabe no vetivety dia lany kanefa tsy mahazaka zavatra iray fitsongan'anana akory :roll:
Eny e miezaka ny andefa ny sary aho fa miandry ilay teknisiana :lol:
78. mignone ( 07/05/2007 09:29)
Ié potakizay ny fandehanlé vola ...
79. fijo ( 07/05/2007 14:28)
efa fantatra fa izay no sandan'ny vola gasy ka izay aloh ano hianana rehefa tonga any.
80. mimich ( 07/05/2007 15:56)
efa ela marina za zany no tsy nandalo atto fa hay misy ps -ko mandende ato.
ikaretsaka:

tssss fihaonana ao tana tsisy an'i mimich zany tssss...:wink:
na ny ary Anala @ dry P. Hil isaky ny alahady aza
hihihihi, ok marina

ikaretsaka> shuuuut, no comment le anala, fa sera2 zao no resaka hihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1327