fihaonana mada

1. fijo ( 03/03/2007 00:54)
salama aby e.
dia izao dia efa mikaroha mafy izay namana hoany,fa misy promo air mad amin'ny juin juillet;saingy ny olan adia ny retour aout efa difotra.
novalian'i fijo ny 24/05/2007 20:11
2. fasaly ( 03/03/2007 07:44)
tena mety amiko mitsy zany ry fijo fa saingy ny ahy tsy afakaaverina tsony ny billet fa efa payer:?:(
3. Fiffi ( 03/03/2007 17:26)
de miverina septembre zany koh !
4. Stretch ( 04/03/2007 15:05)
de ôtrin zany promo air mad zany .
le air mad ôtran'ny tsy azo hidiran'ny kely vola kou . .
5. sasa ( 06/03/2007 05:25)
atovy izany ny pro d tongava daholo e:-D:-D
6. watafon ( 06/03/2007 09:28)
zay miandry ftsn aty k !
7. naritsimba ( 06/03/2007 10:21)
raha olana ny retour de aza miverina intsony fa mijanona aty @ tanana e!
8. fijo ( 07/03/2007 05:27)
le promo dia 900€,ny depart dia entre 15 juin sy 05 juillet.dia mahazo mijanona 2 volana.kay io volana aout io misy kilalaon'ny nosy koa,ka izay no tena maha hipoka ny fiverenana kle.
9. watafon ( 08/03/2007 08:27)
k eo indrindra ange no olana kely amin'ilay fihaonana any mahajanga ry fijo e! tafiditra @ le famaranana ilay lalaon'ny nosy mihitsy ilay izy dia mampisalasala ndray !
10. melody ( 08/03/2007 12:41)
ho antsika eto dago ange tsy misy blem izany e - fa ho an'ireo avy any ivelany rehefa manao reservation dieny zao ry zareo mbola misy tokoa ny fotona.
watafon: tsy tianao nga majunga, sa lavitra lotra?:wink:
11. kelly13 ( 08/03/2007 16:37)
misy kou le marseille-tana-marseille à 609euros ms efa novidian'ny agence de voyage dol ngamba ny billets fa lasa 659.53 le izy zao :(
12. Zina ( 08/03/2007 20:25)
oy i watafon
tafiditra @ le famaranana ilay lalaon'ny nosy mihitsy ilay izy dia mampisalasala ndray !


fa le firy ka hatramin'ny le firy io kilalao io? ry reto???
13. mbaliana ( 08/03/2007 20:40)
kelly13 mbola mora ange akia zany e raha 659,53.. toy izay 900.. dommage fa tena mbola tsy tafa amin'ity ...:?
14. Samoana ( 08/03/2007 21:35)
kelly13:

misy kou le marseille-tana-marseille à 609euros ms efa novidian'ny agence de voyage dol ngamba ny billets fa lasa 659.53 le izy zao :(


F'angaha efa misy vol direct indray ry kelly ?

15. fijo ( 08/03/2007 23:35)
de mandeh araovian aio ry kelly???ilazao ihany sao mety amiko kle
16. fijo ( 08/03/2007 23:55)
de ahoan aihany marin aizy ity ry wata????za aloha tsimaintsy mankany e.fa le hoe juillet sa aout no mbola manalasala be,fa sarotra be le izy avy aty
17. kelly13 ( 09/03/2007 20:41)
samoana, fijo>nareo nga tsy mba mijery pub @ sobika.com kosa e, ra t hande nareo d ataovy haingana ny resa fa tsy d misy places tsony "hono".du 29 mars jusqu'au 30 juin io an
18. fijo ( 09/03/2007 23:08)
air mad wa manao promo depart entre 15 juin et 05 juillet.
19. kelly13 ( 10/03/2007 07:51)
ataovy ze mety e :)
20. karinah ( 13/03/2007 16:19)
kelly:-w:P mmmhhh..intéréssant! intéréssant..:wink:

watafon: de tsy ho any mahajanga ve zany ?:P, ..ny ahy tuléar no tena idealy amiko @ io:wink: ms bon:wink:

Fijo: m'sotra @ le fizaràna e:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3533