fihaonana mada

41. Fiffi ( 26/03/2007 17:23)
:):-*:-*
42. mbaliana ( 26/03/2007 21:27)
mamzelkely> eny wa....

ny frais mora aloha dia ny depara juin de miverina alohan'ny 10 aout daholo


fijo> ohatrinona zany mora zany e.. di ainn tsara le datyyy? hihihhi:-D:-D:-D
43. ari.malala ( 27/03/2007 08:03)
mamzelkely:

:°) 'khita ko:°)



de in no nentina avy tany az'é, d ndao hiaona hijerevako na nioova inji na ts niova :P
44. watafon ( 27/03/2007 09:51)
mamz sy ari. d jereo etsy aloha etsy za fa hitako anie nareo reo e !:-D:-D:-D
45. Fiffi ( 27/03/2007 09:58)
fa ndry wata tsy hitako intsony...:(
46. rapala ( 27/03/2007 16:40)
eny wah ry Fiffi:(:wink:
47. fijo ( 27/03/2007 22:53)
ari malala an,niverina indray le sipa kely io de be fiavy ery an.hummmmmm
mamzely fa inoan no hotapenako eo ary e?
mbaliana 999€ ttc no mora itako,de miala volana jona de miveriina alohan'ny 10 aout
48. sasa ( 28/03/2007 04:54)
fijo aiza koa no hoe be fiavy hi hihihih i
49. watafon ( 28/03/2007 09:59)
Fiffi, rapala ity za ary e ! :-*:-*
50. mbaliana ( 28/03/2007 19:00)
fijo> azoazo tokoa zany... sur net le izy?
51. fijo ( 28/03/2007 22:29)
ie,le cap madagascar io andramana
52. mbaliana ( 29/03/2007 10:10)
ah ok merci ...
53. fijo ( 29/03/2007 21:43)
efa nahita ve?
54. mamzelkely ( 30/03/2007 12:09)
watafon ok jerevako etsy aloulou etsy elah refa tonga ari hihihihi:-D

fijo a ka ts maintsy be fiavy anie fa ra ts zany mampalahelo eee :°):-D:-D:-D
55. Fiffi ( 30/03/2007 19:32)
watafon:
Fiffi, rapala ity za ary e ! :-*:-*
hita kely de tsy hita be ve avy eo ? :(


56. fijo ( 30/03/2007 22:23)
mamzely,aza manao mampalahelo izany fa eo fafako ny takolaka
57. mbaliana ( 31/03/2007 22:21)
fijo> no0000000000000n :-D:-D:-D
58. karinah ( 01/04/2007 16:25)
sasa:

tongava daholo e
:-*:-*sasa


59. Fiffi ( 01/04/2007 17:52)
mbaliana:
fijo> no0000000000000n :-D:-D:-D
mbaliana: zay ny andry ! :-D:-D:-D:-D:-D


60. watafon ( 01/04/2007 20:25)
Fiffi : za kou anie mba malahelo andry e! :-*
mamz : :-D:-D :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.1155