Fety sy fihaonana

colar ( 17/12/2006 18:29)
misy fety masaka eto roma ,ty ny adiresy www.ambamad-roma.com hitanao ao ny pro rehetra,tsy haiko le manao we jereo eto ra ol a... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/12/2006 19:26
lost ( 14/12/2006 18:29)
aiza mba misy soireé milay manodidina ny Paris fa za mba te andé fa tsy haiko we aiza no mba azo2!! saotra mialou... tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/12/2006 19:27
diamondra27 ( 07/12/2006 18:19)
Tena be tokoa ny olona tonga nanatrika ilay fety nataon'i Tearano t@ 21/10/06 teo iny ary isaorana anareo tonga nanatrika sy nikarakara ary namaly ny antso. Noho izany dia asiana revanche kely izan... tohiny
daddi ( 06/12/2006 01:56)
Mitady vaovao : sao dia misy mahafantatra ianareo raha misy réveillon gasy eto Suisse ? misaotra indrindra mialoha.:)... tohiny
novalian'i daddi ny 19/12/2006 00:46
colar ( 04/12/2006 22:50)
zay te hirevy d tongava aty fa revy vazo milay b,surtout am zao akaiky fety zao,fa inn daol marina alo le we revy e, teneno daol we zay tinareo ho dinihana ra mety ho vita,fa revy itako milay alo d ma... tohiny
novalian'i Stretch ny 20/12/2006 23:32
TsyMaika ( 04/12/2006 22:21)
Any Luminy ny Réveillon @ity faran'ny taona ity ho anareo zay mbola tsy naheno, fa tsy maintsy manao réservation... De ohatry ny isan-taona ihany, miaraka @ bûche sy champagne ary cotillons @ misas... tohiny
novalian'i TsyMaika ny 14/12/2006 16:41
colar ( 04/12/2006 22:04)
ho an zay te hanao reveillon aty roma,rdv termini am 6 ora hariva,eo am bus 910,LASA ZAO,5 EU sy kaly d vita e,zay mila fanazavana fanampiny manorata amiko... tohiny
novalian'i colar ny 11/12/2006 20:47
salmo ( 04/12/2006 10:58)
Halohany fahavitany ny taom-pianarana sy ny asa, dia samy manomana vakanse ny akohonana na ny mpinamana. Izany no fombafombany tsirairay akapobehany. Mba ho fialatsasatra na fakandrivotra @ toerana ... tohiny
novalian'i salmo ny 05/12/2006 14:44
beza ( 04/12/2006 10:08)
Ity misy filazana krismasy hafakely, hiarahan'ny fiangoanana malagasy samihafa eny Annemasse sy ny manodidina. Mahafinaritra ny tahaka izao fa tsy ankijery finoana ny fanakalazana ny Noely , noely ir... tohiny
solomamy ( 03/12/2006 17:00)
Programme de la Journée Interculturelle Date : le mercredi 6 décembre 2006 Lieu : Espace Culture 42, La Canebière 13001 MARSEILLE Mise à disposition de deux salles Activités cultu... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/12/2006 17:30
salmo ( 21/11/2006 10:10)
Tsy nisy nanasa t@ fety ny aty España, sa tsy dia mila ianareo :-D:-D http://www.youtube.com/watch?v=hLpj27Dl3vI... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/11/2006 15:56
boubounezy ( 16/11/2006 01:08)
misy soirée zay karakarainy boubounezy sy ny namany avy any paris ny 1er décembre zao ao st mitre miaraka @ écran géant! tongavamaro ny afaka fa ho tsara bé ny fety ary ny sakafo, sans parler de ... tohiny
rabaradaka ( 09/11/2006 11:51)
Betsaka nama no tsy tonga, marina fa ny omby indray mandry tsy indray mifoha fa rahoviana ny fiarahana manaraka... tohiny
robot ( 30/10/2006 05:51)
bjr!oh:D miarahaba antsika rehetra eh!:-* dia mirary fahasalamana koa. mangataka zany ny tenanay @ izay rehetra nanatrika ny fotoana fitsangatsanganana tany vontovorona eh! hoe nanao ahoana ny t... tohiny
novalian'i tslem ny 01/11/2006 08:01
ravatorano ( 29/10/2006 07:10)
Fisaorana an'andriamanitra no anokafako ity lohahevitra ity nohon'ny nanomezany fahasalamana,fahavitrihina,sy fotanana nahafahana nanao iny fitsangatsanganana teny Vontovorona iny. Isaorana koa ireo ... tohiny
novalian'i mbaliana ny 05/01/2007 13:25
KeySolutions ( 25/10/2006 17:32)
Ilaiko nefa tsy tadidiko ny anaran'ilay sekolin-djazalahy eo akaikin'i Tranon-Dravalomanana eny Faravohitra. aloan'ny vao miakatra iny pave ho any aminy iny dia misy totohatra mankany Ankadivato dia ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/11/2006 22:02
diamondra27 ( 22/10/2006 14:25)
Vita soa aman-tsara iny izany ny soirée izay nokarakaraina t@ 21 octobre 2006 niaraka t@ TEARANO sy MAGNEVA tany @ MAUREPAS izay nokarakarain'ny Association MADAGASCAR NATURELLEMENT ka dia misaotra a... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/11/2006 21:08
koralie ( 17/10/2006 07:39)
Manahoana daholo! Mba mety misy afaka hanoro ahy ny toerana hivorian'ny FPMA Nancy ve eto azafady. Misaotra betsaka.... tohiny
novalian'i fijo ny 20/10/2006 22:12
infinity ( 15/10/2006 22:01)
Miarahaba ! Faly ny tenako miantso anareo NAMANA rehetra ho tonga hifaly sy hikorana amin'ny soirée "MISAOMA EN FETE 2006" ny sabotsy 04 novambra 2006 ho avy izao ao @ salle MARCEL PAUL, Zones In... tohiny
novalian'i mbaliana ny 10/11/2006 22:28
Aino ( 28/09/2006 19:26)
Mbola tsy tonga ankory ny Noely dia efa mikorapaka sahady ny olona sasany ny @ resaka gadeaux!!... tohiny
novalian'i andry08 ny 30/09/2006 14:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0878