Fiesta Malgache en Paris

1. salmo ( 21/11/2006 10:10)
Tsy nisy nanasa t@ fety ny aty España, sa tsy dia mila ianareo :-D:-D
http://www.youtube.com/watch?v=hLpj27Dl3vI
novalian'i Fiffi ny 23/11/2006 15:56
2. boubounezy ( 21/11/2006 14:43)
misotra any salmo fa afampo nijery na maizimaizina ba aza lé izy=D=D=D
3. Fiffi ( 21/11/2006 15:09)
tara train indray salmo zany an ! io nefa nandeha en live teto t@ io fihaonana io ! sady nanomboka t@ 5ora hariva ka hatramin'ny firy maraina ?
4. booboo ( 21/11/2006 15:58)
tara train koa zà :°)fa zay vao nahita hihihihi
5. Fiffi ( 21/11/2006 17:24)
de ity ny sary ho an'zay tara train ! :) http://ds.blaogy.com/album/193/168
6. Fiffi ( 21/11/2006 17:26)
salmo:
Tsy nisy nanasa t@ fety ny aty España, sa tsy dia mila ianareo :-D:-D
raha nijery tao @ dinika fety sy fiaonana enao de hitanao tao ny fanasana ho an'ny namana manerana ny tany !


7. fijo ( 21/11/2006 22:07)
ka izy aza menatra ny ho lazaina fa gasy ko inona indray
8. Fiffi ( 22/11/2006 07:09)
hay tokoa moa an !
9. boubounezy ( 22/11/2006 08:45)
ary maninn tsy misy sariny fiffi sy lifijo nefa nareo tany @io dôly? sariny hafa dôly ny itako ao.
10. Samoana ( 22/11/2006 16:46)
izao ny mpande posiposy vao nahita kle ! hihi. Nahare ny feon'i sefo Hery ihany ela ny ela marina :D!
11. Fiffi ( 23/11/2006 15:56)
Samoana: nga enao tsy mihaino radio vazo gasy ? heno miteny ao foana ange i Hery eh ! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8593