Aty no milay

1. salmo ( 04/12/2006 10:58)
Halohany fahavitany ny taom-pianarana sy ny asa, dia samy manomana vakanse ny akohonana na ny mpinamana. Izany no fombafombany tsirairay akapobehany.
Mba ho fialatsasatra na fakandrivotra @ toerana misy azy.

¿Haiza no halea:?:

Ny tsirairay dia samy manana ny eritreriny any anatiny lohany any, ary koa samy manana ny tiany hatao.
Ny fombafomba ny olona sy ny zavatra misy amin'ny toerana anakiray no tena, mampangetaheta sy mahasarika ny mpitsangatsangana.

Ny aty http://www.youtube.com/watch?v=1_ASZJj_8ic&mode=related&search= fa be de be ny karazany.
(oh fotsiny: ilay ao amin'ny sengonda 00:03) Yo quiero marcha marcha :-D:-D

novalian'i salmo ny 05/12/2006 14:44
2. andry08 ( 05/12/2006 12:30)
@ vakansy @ ririnina sa ny fahavaratra ry salmo?.
3. salmo ( 05/12/2006 14:44)
andry08> de tsy aiko leisy, ny ahy mantsy mitovy lay alina sy antoandro ary ny climat sy ny meteo tsy dia rarahiako loatra, zay fotoana malalaka mety handehanana de ok daholo:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1524