Fety sy fihaonana

colar ( 26/09/2006 21:35)
misy fety milay b eto roma refa faran taona, entanina ho tonga zay maniry ho avy,betsaka ny fanampina azo atao,maro ko ny akama eto,efa hita ny lesoka, hiezaka hanao revy milay tsara,atao zay tsy hial... suite
répondu par colar le 19/10/2006 20:58
ftma ( 26/09/2006 19:02)
Ny reveillon 2006 ny namana serasera dia atao any Nice ny 31 décembre 2006, ny fihaonana dia ataontsika manomboka ny 29 décembre ka atramin'ny 1 janvier hoan'ireo izay afaka tonga aloha. Programmes... suite
répondu par mbaliana le 03/01/2007 14:00
Angie ( 26/09/2006 09:36)
Nataoko mitokana mihintsy ity ho an'ireo namana avy aty ivelany la mikasa ny hanatrika io fihaonana Aout 2007 io toa ahy. Araky ny progs efa vitan'ireo namana mpikarakara any an.toerana zany dia ... suite
répondu par melody le 30/05/2007 22:58
diamondra27 ( 24/09/2006 17:07)
Ilazàna isika gasy rehetra aty ivelany dago fa hisy soirée atao @ 21 octobre 2006 ao @ salle de fête de MAUREPAS (78)iarahana @ TEARANO sy MAGNEVA Ny vola azo @izany dia entina hampandrosoana a... suite
répondu par Fiffi le 14/10/2006 08:44
baholy ( 21/09/2006 12:36)
Hilazana isika rehetra nandalo na notezaina tao @ fiangonana Ambohimasina Ambatondrazaka fa hisy indray ny fihaonana ny Alahady 8 Octobre 2006 à 9 ora ao @ salle E College Rasalama Mitondra izay zak... suite
répondu par Ketaka99 le 17/10/2006 12:41
booboo ( 20/09/2006 09:00)
Zoyeuh zaaaaniverseeeeera Majakely :-*:-*:-*:-* Mirary soa indrindra dia hifanantitra amin'ny zanaka aman-jafy eeeeeeee. Manaova fety sambatra sy finaritra ô :-*:-*:-*... suite
répondu par tsingy le 20/09/2006 19:27
ravatorano ( 17/09/2006 08:19)
Faly mihaoana aminareo indray amin ny alalann ity lohahevitra ity :D Omena anreo eto izany ny fiketrehena ny fety sy fihaonana ary ny asa hatao ho an ny namana serasera Dago , fandaharam-potoana hatr... suite
répondu par mbaliana le 04/01/2007 17:20
naritsimba ( 07/09/2006 11:01)
Dia miarahaba an'i GLOU filohan'ny Namana.serasera.Dago tratran'ny fitsingerenan'ny andro nahaterahany, Andriamanitra anie hitantana anao lalandava mandritry ny andro iainanao.... suite
répondu par sasa le 18/09/2006 14:34
ganafolaka ( 06/09/2006 17:57)
Nisy tany ve nareo ? ... suite
répondu par mamzelkely le 07/09/2006 08:00
saho ( 28/08/2006 11:58)
Salut daholo, mba mitady namana ao Maurice raha misy ... Liana aho fa misy rahavaviko atao hoe voa ato @ serasera ho tonga ao Maurice ny Samedi 2 Sept izao ka mba te hihaona @ namana serasera ao..... suite
répondu par Fiffi le 28/08/2006 13:24
chakkakkely ( 27/08/2006 12:04)
miarahaba ny namana rehetra , ono hoa ry reto asa na mba betsaka gasy eto munich na tsia fa za vao tonga dia tsy dia mahalala loatra fa maninona ra mba andao isika namana rehetra eto munich mba hion... suite
répondu par chakkakkely le 31/08/2006 20:35
cathy ( 25/08/2006 21:21)
[i][b]Maina[/b][/i] ny andro ka afaka nilanonana tany houille . Nisy [i][b]Ferrari[/b][/i] sy [i][b]ds[/b][/i] afaka nitatitra olona hamonjy fety. nisy an\'i [i][b]mandrindra[/b][/i] ka dia tena ni... suite
répondu par mbaliana le 20/10/2006 12:45
ferrari ( 24/08/2006 10:12)
Mpandefa : ranga [ Valio ] 22-08-2006 22:33:30 Lohateny : Re : fisahorana kelikely tsaratsara ,sur maina a,reveko ny revin'ise,hoavy doly ny ekipa @ manaraka fa tokony homanina any @ terrain malal... suite
répondu par fijo le 05/10/2006 21:20
ladygirl ( 23/08/2006 18:29)
Maninona kay tsy mety sokafana le sary t@ fihaonana tao Paris? zay mba te hijery mantsy!... suite
répondu par fijo le 05/10/2006 21:21
ferrari ( 21/08/2006 12:53)
hafatry maina dia faly nymiharahaba atsika rehetra indray ny tenako koa dia mamerina ny fisahorana taterakaanizay rehetra nanotronany fety izay nataoteto paris ny 19 aout teo dia fisahorana mihavoh... suite
répondu par mbaliana le 20/10/2006 12:46
booboo ( 20/08/2006 10:48)
:-DTatitra maimaika ny t@ ilay raha omaly fotsiny ( fihaonan'ny namana natao tany Paris ) : -booooobaka beeeeeee ny tonga klou ( maherin'ny 20 t@ nisaiko t@ nanao présentation dia avy teo tsy arak... suite
répondu par mbaliana le 20/10/2006 12:47
hery ( 18/08/2006 07:27)
Toa hoe handeha amin'ny RadioVazoGasy hono ilay fety rahampitso any amin'i Maina raha vonona ry zareo ao amin'ny lafiny teknika. Koa raha tafita ihany dia mba afaka mihaino izany izay tsy afaka tonga.... suite
répondu par mbaliana le 20/10/2006 12:48
mabs ( 14/08/2006 09:32)
Misy SOIREE RETRO ao @ Cercle Franco-Malgache ny zoma 01 septambra 2006 manomboka @ 9 ora alina. Andao hiaraka hanala azy indray @ hira sy dihy ny taona 60.70.80. Fidirana: Ar 10.000... suite
répondu par Fiffi le 21/08/2006 20:32
colar ( 11/08/2006 18:33)
otran we vinonkazo daol no natolotra ,misaotra anareo rehetra ,fa mba teneno eto daol njay kosa zay mba indro kely sy zay mba sosokevitra avy aminareo hanatsarana ny ho avy,misotraooooooooooooooooo... suite
répondu par fijo le 22/08/2006 20:29
maina ( 09/08/2006 18:31)
De part de Ferrari, Pour les organisateurs du voyage a Rome, Je suis bien arrivee a Paris et merci encore pour votre accueil, l'organisation et les animateurs y compris les differents guides. ... suite
répondu par mbaliana le 20/10/2006 12:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0677