Fety sy fihaonana
jmt
(
29/12/2005 07:12)
Inona no masaka amin'ny faran'ny taona io. Tokony homenareo zao oe aisa no misy rendez-vous ho an'ny rehetra. Ka tsy hevitra vaovao fa fanontaniana ny ahy....
suite
répondu par fijo le 30/12/2005 18:47
hery
(
23/12/2005 09:31)
Tonga indray ity ny fetin'ny krismasy sy ny taombaovao ka tsy hay ny tsy hirary soa antsika rehetra namana eto amin'ny serasera. Ny tsirairay, sy ny rehetra, na ny mpandalo na ny mitoetra. Na ny trana...
suite
répondu par fijo le 06/01/2006 20:08
zandrikely
(
22/12/2005 18:58)
maninona kay rehefa misy mpihira anao fampisehona aty andafy dia tsy mba maharitra ela ilay izy fa 2a 3h izy mihira eo dia DJ @zay no solony , mandreraka ny mahita azy fa enao...
suite
répondu par xxx le 06/05/2006 14:44
ravatorano
(
12/12/2005 05:01)
Faly miarahaba antsika rehetra namana sy tapaka milay b daholo.
Maro ianareo no manontany hoe rahaoviana no hisy fety karakarain'ny namana indrindra amizao fiafaran ny taona sy ny fiavian ny fankalaz...
suite
répondu par fijo le 23/12/2005 04:43
HeryLo
(
25/11/2005 08:45)
:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D:D
Miarahaba anareo rehetra indray.
Ireto ny sary notsongaina t@ lanonana niarahana t@
namana serasera dago.
Somary nanahirana kely ihany moa ny fanamboarana ka dia mial...
suite
répondu par fijo le 13/12/2005 20:23
fara
(
24/11/2005 12:00)
Amintsika malagasy d mbola sarotra mintsy ny hanova ny toetra ho tsara na hanaraka fandrosoana.Dradradraina hatrany ny hoe FANDROSOANA,nefa ny toetratsika tsirairay avy aza mbola mifotetaka @ tany.Ire...
suite
répondu par ravatorano le 05/01/2006 13:32
ravatorano
(
21/11/2005 04:50)
Tontosa antsakany sy andavany tokoa ny heytsika izay natao ny 19/11/2005 teo ary nizotra arak'ireny programa nalefa teto ireny ihany.
Fijeriko manokana izy ity fa tsy tatitra akory fa na izany aza di...
suite
répondu par fijo le 07/12/2005 21:21
labomba
(
20/11/2005 07:56)
Tany fona ny sainay mba te ho any fa tsy afaka, nanaona izy tao?...
suite
répondu par fijo le 21/11/2005 15:22
LazaRandri
(
15/11/2005 06:18)
Rahoviana ilay fetin'Ambohim-pihaonana? hahaha...
suite
répondu par xuan le 14/01/2006 16:04
HeryLo
(
14/11/2005 12:31)
Efa mikatona izany ny fisoratana anarana @ ilay fety ka dia misaotra antsika rehetra zay nanoratra anarana ary manantena ny fahatongavan\'ny tsirairay avy hanotrona sy hanafana ny lanona.
Toy izao ar...
suite
répondu par fijo le 18/11/2005 22:31
ravatorano
(
11/11/2005 12:16)
mifarana rahampitso 12 novembre izao ny fisoratana anarana amin ny fandehanana amin ilay hetsika atraon ny namana sezrasera dia ny excursion eny amin ny lac hotel ambohibao izany sy ny cabaret dancing...
suite
répondu par HeryLo le 11/11/2005 14:11
mpihira
(
06/11/2005 20:58)
L'association KANTO organise une soirée le samedi 26 novembre 2005, à partir de 19h 30 à la salle des fêtes du Bourg sous La Roche
AVEC TIRIKE L'ambassedeur du ryhtme TSAPIKY.
première part...
suite
répondu par HeryLo le 25/11/2005 14:28
boana
(
03/11/2005 08:37)
répondu par Veloo le 04/11/2005 20:59
boana
(
03/11/2005 08:22)
tena tsarra izao ilay fihaonana @io fotoana io an,nefa de za de tsy be resaka loatra sa di tsy de manana namana loatrra fa tia mangiana eh!!!!!!
@io fotoana io angamba de mba hanana namana @izay n...
suite
répondu par fijo le 04/11/2005 23:11
hery
(
20/10/2005 11:37)
Sendra nijerijery ny zava-misy tany ho any aho dia nahita zavatra maromaro :-) anisan'izany ny fihaonan'ny Namana Serasera Dago tany Antsirabe. http://serasera.skyblog.com/ ange e. Dia angamba hampari...
suite
répondu par fijo le 18/11/2005 22:33
era
(
17/10/2005 19:36)
jereo ao amin'ny radio vazo gasy ny andinindininy, fa tena toa sady mety ho fety no fihaonana ihany koa, ao amin'ny dokam-barotra efa misy resaka mandeha...
suite
répondu par Herimiafina le 23/10/2005 02:56
boubounezy
(
14/10/2005 13:21)
maninn mou tsika ré oula aty ampita na avy aiza na avy aiza ra mba manao ireny voyage organisé ireny fa sady mora ny frais no mba mahita ny tany ny tena, dé refa tonga any dé manao fety bé iraisa...
suite
répondu par ariel le 26/12/2005 14:36
vegas
(
07/10/2005 04:06)
Mety tato no tokony nasiako ity fa ialako tsiny
http://serasera.org/forum/index.php?rub=message&msgid=m4345ed46a92a7&PHPSESSID=2dc30217ab0b9abd892600ddf8889d50
merci et à tres bientot....
suite
LazaRandri
(
06/10/2005 06:28)
Araka ny fanisana taona nomen'Andriamanitra ny vahoakan'Israely dia nanomboka omaly 05 Octobre 2005 ny taona vaovao (Rosh Hashana) 5766.
...
suite
répondu par Veloo le 18/10/2005 16:20
hery
(
29/09/2005 20:37)
Ho an'ny namana ao Dago.
Misy hetsika fitsangatsanganana sy Cabaret-Dancing karakarain'ny Namana serasera Dago ka manomboka ny Asabotsy 19 novambra 2005 amin'ny 9 ora maraina ka hatramin'ny alahady ...
suite
répondu par fijo le 17/11/2005 21:46
