Fety sy fihaonana

zakony ( 27/09/2005 10:59)
tsingerintaona nahaterahako amin'ny alahady fa andao isika hihinkanina bedabe... vary be, laoka bedabe, kisoa, akoho, vorontsiloza, anana, voanjobory, pitipoa, dia mofo akondro, dia faranana amin'ny m... suite
répondu par mamzelkely le 29/09/2005 07:12
booboo ( 14/09/2005 15:27)
Misy handeha ve dé mbô miara-mifana-be maso any tsika ? hihihihihihi.... suite
répondu par booboo le 16/09/2005 11:09
saho ( 13/09/2005 12:17)
mitady malagasy izahay avy aty Allemagne mba hihaona ao @ Aeroport Malpensa ao Milan @ Samedi 29 Octobre Raha vonona ianao na ianareo hihaona aminay fa izahay misy escale 4heure eo ho eo dia aza mi... suite
répondu par boubounezy le 14/10/2005 15:50
hasiniony ( 03/09/2005 09:26)
Manao ahaoana daholo ny namana rehetra! "Ambohidempona sy Ankatso hono no mifampitazana tsy mba miresaka ary mifanatrika tsy mba mitafa"; fa isika kosa mifampiantsa amorompatana. Nono ny hetsika i... suite
répondu par xxx le 14/09/2005 15:20
namanadago ( 03/08/2005 13:42)
Araka ny efa nolazaina tamintsika dia efa misoratra ny fisoratana anarana hidirana ho mpikambana ao @ Namana eto Madagasikara. Alefanao ao @ mailaka namanadago@yahoo.fr io fisoratana anarana io na ma... suite
répondu par fijo le 18/11/2005 22:33
namanadago ( 05/07/2005 14:26)
Raikitra ary fa hatao ny Asabotsy 16 Jolay ny fiarahana mandeha tongotra miendrika fitsangatsanganana. Hiainga @ [b]8ora maraina[/b] eo @ 67ha manoloana ny "[b]NY HAVANA[/b]" ka hiazo ny "[b]Bout d... suite
répondu par fijo le 26/07/2005 21:10
Mimiko ( 29/06/2005 13:59)
Miantso vonjy @ izay namana rehetra namomjy ny fetin'ny 26 Juin teto Berlin (Allemagne) zaho satria hadino tany ny Foto-aparaiko (Olympius/Digital). Ka sao mba nisy nahita azy ka nitondra azy nody alo... suite
répondu par Veloo le 05/08/2005 17:04
namanadago ( 28/06/2005 09:19)
Faly miarahaba antsika namana rehetra tratry ny Fetim-pirenena. Faly ihany ko manambara amintsika fa ity solon\'anarana [b][i]namanadago[/i][/b] ity no ho entin\'ny mpiandraikitra sy ny mpandrindra... suite
répondu par naritsimba le 13/07/2005 12:26
welie ( 25/06/2005 09:13)
Zay ihany ka! Dia manova fety be daholo aza ooo!... suite
répondu par fijo le 28/06/2005 22:24
ravatorano ( 31/05/2005 05:54)
[i][b]Ry namana hajaina isany[/b][/i] Vita soa aman tsara ihany ilay fivoriana natao ny 28 mai lasa teo tao amin ny EPP Ampefiloha ary dia isaorana an 'Andriamanitra izany . Ny namana nanatrika tazo... suite
répondu par Blackman le 31/05/2005 14:27
naritsimba ( 30/05/2005 06:50)
Ity indray izany ny fihaonantsika manaraka araka izay efa fanao isam-bolana mba hifankahalalana. - ny adresiny dia: LOT IVG 193 - ny misy azy indray dia: ANTANIMENA fa tsy behoririka zany - ny lal... suite
répondu par tiana106 le 31/05/2005 09:30
nirijimka ( 24/05/2005 06:57)
toy izao sy toy izao ary ny fandehany! hita mantsy fa maro ireo misalasala ny tsy ho tonga satria tsy mahita ny trano hono ka inty atoroko etoana ny lalana mankany! - ny adresiny aloha an dia: L... suite
répondu par lo le 31/05/2005 06:34
naritsimba ( 11/05/2005 13:08)
Miarahaba antsika namana rehetra. Tanteraka androany 11/05/2005 ny fihaonana t@ namana iray angie. nahafinaritra ny fihaonana tahaka ny olona efa nifankahalala efa ela. Ny irariana dia ny mba hisian... suite
répondu par Angie le 01/06/2005 08:30
booboo ( 03/05/2005 21:01)
[u]Daty[/u] : [b]asabotsy 7 mai[/b] [u]Ora[/u] : [b]manomboka @ 9 ora maraina[/b]. [u]Toerana[/u] : [b]Complexe sportif Roger Couderc, allée Roger Courderc, TORCY 77.[/b](A4, sortie Torcy) [u]Mpik... suite
répondu par Veloo le 04/05/2005 19:32
ravatorano ( 02/05/2005 06:22)
:D Masaka b ilay fihaonana teny amin i jaya teny ankazomanga atsimo ny sabotsy lasa teo. Nangotraka tokoa ny fiahaonana satria nisy ny nanao cabaret nanpiarapeo tamin ny gitara ary tao koa ny nandi... suite
répondu par andmia le 28/09/2005 09:56
kitjo ( 01/05/2005 13:27)
Miarahaba antsika rehetra. Tsy nahatratra ny fihaonana 30mai izany izahay fa mety afaka asiana manaraka ve? 18 mai - 04juin no sendra mba handalo any Dago sao dia misy manan-kevitra? Izahay koa ... suite
répondu par pitchou le 27/05/2005 12:38
ravatorano ( 27/04/2005 08:33)
eto antananarivo amin ny zoma hariva izao eny amin ny namana jaya eny ankazomanga eo akaikin ny fiangonana M.E.T. Koa manasa antsika namana rehetra izany ho tonga amin io fotoana io izay manomboka am... suite
répondu par Tenio le 30/04/2005 12:39
bichette ( 27/04/2005 06:46)
Nahafinaritra tokoa ilay fihaonana tamin'ny zoma hariva teo. Mahafinaritra ny mahita fa rehefa tena misy ny fifankatiavana dia tena miray hina tokoa, na ivelan'ny serasera aza dia tena mpinamana tokoa... suite
répondu par fijo le 12/05/2005 21:07
majakely ( 18/04/2005 09:11)
Ho an'izay te ho tonga, dia ny voalohan'ny volana May ,,,mi-organiser picnic gasy aho , ka izay ho avy dia ao Hauterive(Neuchâtel) eo akaikin'ny latenium no hanaovana azy ,amin'ny 12 ora atoandro io ... suite
répondu par sonwin le 18/04/2005 17:04
welie ( 30/03/2005 13:59)
Asa hoe iza no mety ahafantatra sy ho sûr hoe hisy Tovo J'hay ve @ ilay Tana in Love any Paris sa tsia? Manontany manko aho satria ny concert izay saika natao @ 2avril izao (miaraka @ Tovo, Bodo, Nan... suite
répondu par sonwin le 08/04/2005 16:17
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0445