andao hikaly be

1. zakony ( 27/09/2005 10:59)
tsingerintaona nahaterahako amin'ny alahady fa andao isika hihinkanina bedabe... vary be, laoka bedabe, kisoa, akoho, vorontsiloza, anana, voanjobory, pitipoa, dia mofo akondro, dia faranana amin'ny manga, paoma, paiso ary gilasy...:D
2. Fanja1 ( 27/09/2005 11:06)
de bon anniversaire zany kou!!!!!!! de aiza hono io ?:-D
3. zakony ( 27/09/2005 11:14)
ao an'eritreritra angamba raha tsy ho tonga ireo namana, raha tonga ny namana dia mandeha ary amin'ilay toerana mahazatra isika...
4. Fanja1 ( 27/09/2005 11:18)
ka za tsy mahita aiza ilay toerana mahazatra kou lol
5. klemntina ( 27/09/2005 11:25)
bon annif ary dia lazao aiza ilay toerana???
6. fasaly ( 27/09/2005 12:34)
reo rehetra reo ve no ho hanina indray mihinana tsy ho vaky ny kibo???
7. Fanja1 ( 27/09/2005 12:54)
fasaly ka hatramin'ny maraina anie e!!!!!:D
8. ari.malala ( 27/09/2005 13:59)
aiza mo le mahazatra ry zakony fa to efa imbdb niova toerana ihany anie zay ê :)
9. zakony ( 27/09/2005 14:28)
ari.malala>
any amin'ilay fanaovana anniversera re e, ary Ankazomaitso, tadidinao?
10. ari.malala ( 27/09/2005 14:31)
iiiiiieeeeeeeeee! @ firy no fotoana? ;)
11. zakony ( 27/09/2005 14:50)
sabotsy hariva manomboka amin'ny 6ora hariva mandrapa voky hika hatreny atendakely, rehefa voky dia lasa mandeha mijery cinema amin'izay, ilay Bewitched iny izao aloha no ao anaty programa angamba, na Cinderella man, na 40 year old virgin, iray amin'ireo tena ao tsara
12. Sraun ( 28/09/2005 07:09)
Dia mirary an'zakony ho tratry ny mitsingeringerina zany koa inona moa no azo tenenina ! Manaova fety sambatrééééééééééééé!
13. zakony ( 28/09/2005 09:10)
MIsaotra daholo:D
14. naritsimba ( 28/09/2005 10:50)
zay ho avy e
15. ari.malala ( 29/09/2005 06:33)
alainao eo @ le efa noteneniko anao za ry zakony an! ;)
16. mamzelkely ( 29/09/2005 07:12)
za mba alaivo ho zaza mandry nareo ry ari.malala su zakony a..:wink::°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1738