Paris

1. salmo1 ( 17/05/2007 20:27)
Kay ve aty a Paris aty feno mainty bdb e:D

Tsy manambany zah ah^:^
novalian'i mbaliana ny 21/05/2007 19:11
2. salmo1 ( 17/05/2007 20:31)
a+ malahelo baraingo mivadika :oops:^:^
3. mandrak ( 17/05/2007 21:09)
"mahizina" lesy no fiteny fa tsy oé "mainty" à :lol:
4. xxx ( 17/05/2007 21:13)
salmo1:

Kay ve aty a Paris aty feno mainty bdb e:D

Tsy manambany zah ah^:^
Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 16-05-2007 12:57:09
Lohateny : Re : Iza no mahay? Ny fosty sa ny Mainty

midika zany fa raha manao fitsapahana loko tahak'izao ny olona anakiray... azo hatao oe: olona voambanimbany am faharatsiany na ny lokony na azo lazaina koa oe: raciste lay olona nanoratra sy nieritreritra nandinika an'ity dinika ity
:-w:-w:-w:-w


5. diamondra27 ( 18/05/2007 13:48)
cafri hoy ny dago e!:oops::oops::oops:

ngah salmo nande taty paris sa nahita t@ TV
de aona ndray ozy toi raha makany @ 13ème azany
de ozy toi we: hay ve be de be sinoa toa izao aty paris e!:oops::oops::oops:

de raha makany bobigny na any marseille ndray de we: hay ve be de be tavaratra aty paris e!:lol:
tsy manambany fa mba gaga 8O :lol:

de raha ao cachan ndray zany na ao arago de we hay ve be de be gasy aty e!

etc etc...
6. xxx ( 18/05/2007 20:14)
ary raha makaty aminay de feno inn we, hahaha, hihihi:-D:-D:-D:-D:-D
7. andry08 ( 18/05/2007 23:05)
aty aminay be vazaha be!:)
8. sasa ( 21/05/2007 13:59)
aty aminay be gasy :-D:-D:-D
9. mbaliana ( 21/05/2007 19:11)
sasa> hihihi marina io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5028