You are here: home > Forum

vacance foulpoint

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : vacance foulpoint
Valiny : 1
fali - 21/08/2014 08:06
mba te handeha ho any foulpoint re ry zareo a ! efa tena feno daholo ny hotel satria ao anatin'ny vacance tanteraka, fa mba te hanontany hoe sao de mba misy mahalala olona mampanof trano (olon-tsotra) misaotra @ fiaraha-miasa
Valio | Miverina eny ambony
lerastah - 21/08/2014 16:55
Hevitra tsara kosa izany, indrindra ho an'ny olona mipetraka any an-toerana izay afaka mampanofa ny tranony na mampiantrano. Sady efa lasa lamaody rahateo izao ilay antsoina hoe "couchsurfing".
Valio | Miverina eny ambony