rahoviana indray e!
1. napou
(
10/11/2015 12:19)
Hevitra tsara tokoa ilay fihaonana saingy ny tenanay moa taraiky, fa mba rahoviana indray e!
novalian'i mirananirina ny 08/05/2016 07:52
3. maningana
(
05/01/2016 11:39)
EFA 2016 IZAO an, dia miandry an'i Naritsimba izany eh ??? Mba ataovy aty aminay ndray lay toerana eeee, somary mba miala kely ny ville eo tanĂ no misy anay dia eo @ 700 km eo ho eo fotsiny dia tonga aty.
Sa ahoana?? sady misy tsio-drivo-dranomasina ange aty e!
Sa ahoana?? sady misy tsio-drivo-dranomasina ange aty e!
naritsimba:
@ 2016 e!
