vonynive - 17/06/2014 05:27
|
![]() tonga ny fotoana ifanomezantsika tanana sy hiaraha-manorina ny ho avy fampirantiana ireo mpisehatra eo amin'ny fampandrosoana sy fandaharanasa ho fanohanana ny ONG fotoana : 19/06/14 sy 20/06/14 ny fandaharana hatao amin'izany : - lahadinika - fiofanana - valandresaka toerana : lapan'ny tanàna Analakely - fanandratana ny fiarahamonina sy ny mahaolona - fanandratana ny toekarena - fanandratana ny fitantanam-panjakana sy fampandrosoana - fanandratana ny maha-olom-pirenena sy ny maha-mpirotsaka an-tsitrapo |
vonynive - 19/06/2014 05:08
|
![]() Amin'ny 19 jiona amin'ny 14h30 ao amin'ny Lapan'ny Tanàna Analakely, latabatra boribory mahakasika ny "promotion économique: conciliation du secteur privé avec la société civile en vue d'un réel développement" Handray anjara amin'izany ny Mpandrindra Nasionalin'ny SIF, Ingahy Eric RAPARISON. Koa manasa antsika ho avy amin'izany. |