FIHAONAN'NY MPANKAFY TONONKALO FARIBOLANA SANDRATRA

1. vonynive ( 20/07/2014 12:31)
Antsantononkalo "ZARAFANAHY",
alarobia 23 jolay amin'ny 3 ao amin'ny CGM Analakely,
anasan'ny Faribolana Sandratra poetan'ny ankehitriny toa an'i Aina Miolampandry, Raf Hon, Nirivelo, Serge Rodin, Na Hassi, Annatsoa. Miaraka amin'ny poetan'ny Faribolana: Tsitohery sy poeta iray avy any Tsiroanomandindy. Anasana anao am-pitiavana. Tsy misy vidimpidira
novalian'i ora ny 15/01/2016 08:55
2. mpisotrtoaka ( 24/07/2014 10:24)
Vazivazy ny ahy ! Mampiditra poeta avy any amin'ny bara ve ! ( Foko Bara no tiako lazaina )
3. ora ( 15/01/2016 08:55)
mba lazalazao eto ihany ry vonynive ny fotoana fisian'ny ANTSA TONOKALO ao @ CGM ao an! mba hiviliana mankany rehefa mba sendra ny fotoana malalaka iny e, merciii
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1018