mitady toerana fitsangantsanganana misy piscine sy toerana azo hilalaovan'ny ankizy

1. kalasoo ( 24/04/2016 07:42)
Salama daolo Tompoko!
Mitady toerana azo hitsangatsangana misy piscine sady misy filalaovan'ny ankizy zay mahita o!! afaka hitondrana sakafo ihany koa! dia tsy dia lavitra ny ville! Izany hoe eto antananarivo ihany! Amin'izay na ny ankizy na ny lehibe samy mahazo fahafinaretana daolo!
Dia otrinona ny fidirana na famandrihan-toerana ra afaka fandrihana! dia inona sy otrinona avy ny activité rehetra azo atao ao anatiny? d otrinona ny manao piscine? Azafady indrindra ry reto a fa mba te hitsangantsana kely nef tsy dia be budget ihany koa ka mila manomana dieny mialoha!
Misaotra indrindra ho an'izay mamaly! Mazoto daholo e!!
novalian'i vazivazo ny 25/04/2016 09:28
2. vazivazo ( 25/04/2016 09:28)
Misy BDB izy ireny eto amintsika ry kalasoo a, f miankina @ fahefa-mividy sy ny toerana mety aminareo ihany, ireto misy tanisaiko dia mba jereo any @ NET n contact ahazoanao azy e: Arocaria Ankafdikely Ilafy - Aquamarine Antsavatsava Itaosy - Sam Run Anosizato Andrefana - Heron Vontovorona - sns

Ary ny tena LEHIBE indrindra hitako dia ilay piscine eo @ ranon'anosy sady afaka mifaly havanja manodidina ilay farihy io ny kilonga, misy wc sy douche milay be eo amorony eo hihiihihi --> MBA VAZIVAZY iny farany iny fa aza atao mahatezitra annnn

kalasoo:

Salama daolo Tompoko!
Mitady toerana azo hitsangatsangana misy piscine sady misy filalaovan'ny ankizy zay mahita o!! afaka hitondrana sakafo ihany koa! dia tsy dia lavitra ny ville! Izany hoe eto antananarivo ihany! Amin'izay na ny ankizy na ny lehibe samy mahazo fahafinaretana daolo!
Dia otrinona ny fidirana na famandrihan-toerana ra afaka fandrihana! dia inona sy otrinona avy ny activité rehetra azo atao ao anatiny? d otrinona ny manao piscine? Azafady indrindra ry reto a fa mba te hitsangantsana kely nef tsy dia be budget ihany koa ka mila manomana dieny mialoha!
Misaotra indrindra ho an'izay mamaly! Mazoto daholo e!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5114