Firariantsoa, Fankaherezana

charminggirl5 ( 22/09/2020 05:16)
Miarahaba antsika malagasy rehetra! Ho antsika Malagasy no nanoratako an'ireto Blog ireto voalohany indrindra, fa koa, ho an'ireo vahiny sasany izay diso miseko any Madagasikara any nefa olona Pour... tohiny
novalian'i Al1princi ny 20/10/2020 02:07
justinrmj ( 20/05/2020 14:49)
Miarahab antsik rhtr ato, ary mirary an-tsik rhtr koa @zw fiatrehana ady sarotra izao ,hiaro an-tsik anie A/tra ... tohiny
novalian'i midrou ny 13/06/2020 12:59
midrou ( 03/11/2019 17:30)
Mandalo dia mba mirary soa e,samia mazoto @ izay rehetra hatao avokoa,namana isany a!!!!! Mahereza daholo...... tohiny
novalian'i midrou ny 12/06/2020 20:12
harisoa32 ( 21/06/2019 16:09)
Bjr daholo ry havana rehetra, CLIQUEZ SUR CE LIEN (ou copier puis coller le lien) pour le blog sur mes critiques et sur comment je compare le système de délivrance pour un très charmant pays angl... tohiny
aldien ( 19/12/2018 21:02)
Tsiory, citoyen Malgache, patriote, vivant au Canada. J’ai quitté Madagascar peu après 2010 (vous devinerez pourquoi) et me suis installé ici au Canada avec ma femme et nos enfants. J’ai attÃ... tohiny
alexandra32 ( 23/09/2017 06:52)
Salamana daholo isika rehatra, Tsaika tsy ho poster ko ihany ity resaka ity re olona fa aotrany mba tiako hoe ho zaraina amin'ny maro anisa ihany ilay izy. Resaka somary mivaoka amin'ny ordinaire moa... tohiny
novalian'i justinrmj ny 20/05/2020 14:58
rjcr ( 25/06/2017 10:40)
miarahab eeee! nahatratra ny fetin'ny fahaleovan-tena 26 Jona 2017! De mirar fety sambatr daol eee! ... tohiny
novalian'i endriny ny 26/06/2017 13:54
lahindroy ( 08/01/2017 19:35)
Dia faly miarahaba antsika rehetra tsy an-kanavaka , ny mpisera , ny tompon'andraikitra isan-tsokajiny ...eto amin'ity serasera.org ity , tratry ny taona 2017 , eny na dia somary tara aza ; mirary ho... tohiny
novalian'i hery ny 08/01/2017 21:26
angouz ( 02/06/2016 22:40)
MANKAHERY ANTSIKA GASY IRAY MANONTOLO IZAY MIATRIKA IZAO FIAINANA MAFY IZAO ARY MIRARY NY SOA HANTRANY SY FAHOMBIAZANA HO ANTSIKA REHETRA E ! ... tohiny
novalian'i fredkwel ny 03/06/2016 04:39
Myno ( 02/04/2016 22:33)
Misy mampianatra fa tetezana iray hiampitana mankany amin'ny fiainana tsara na hafa kokoa ny fahafatesana.Ilaina izy io raha izany.Fahavalo anefa izy io fa tsy namana araka ny Baiboly.(1 Kor 15:26)Nam... tohiny
novalian'i midrou ny 12/06/2020 19:44
napou ( 24/09/2015 14:55)
salut daholo an! mankahery ny tenako sy zay rehetra nanao concours ka tsy afaka eh! tena niezaka mafy fa e e e! mbola tao ngamba ra kolikoly,... tohiny
Hasnfan ( 19/09/2015 13:50)
arahabaina izay namantsika ato @serasera nanala bacc ka afaka,mankahery ireo tsy afaka fa mbola ho avy ny anjaranao hoy ny "YARICO"... tohiny
novalian'i fredkwel ny 03/06/2016 04:44
endriny ( 21/03/2015 05:10)
Tratry ny taona zareo a. Dia mba hitondra ny soa sy ny tsara ho antsika anie ity taona vaovao ity... tohiny
rabaradaka ( 17/10/2014 04:35)
mirary soa ho an'ny mpiserasera rehetra eto !... tohiny
mpisotrtoaka ( 29/07/2014 10:58)
K'aiz k'aiz daholo e ! Tena mahafinaritra rah samy gazety nama ilay gazety Ngah mapme iny a ! Mirary andro lava ho anareo mpanoratra sy mpampitsikitsiky e ! Raha misy manakiana d ataovy eo ambany mba ... tohiny
bazylou ( 26/03/2014 09:23)
Tomobila brokatera any madagasikara fa ilain ny mpitatitra ireny e. Teny le 200 na 300 000 km ireny. Aza asiana frein sy CT. Beurrk... tohiny
future ( 06/05/2013 06:24)
hafa ihany ny KOFMAD raha samy koperativa manao Tana-Majunga... tohiny
novalian'i asnat ny 09/01/2016 07:04
lemaizina ( 05/03/2013 11:34)
faly miarahaba ny namana rehetra!Mba mangataka Contact an'i E.D.Andriamalala r'ise raha misy afaka manome ah!mbola vaovao be ny tenako dia tsy nahita nanoratana afa-tsy teto!misaotra oh... tohiny
nygasysoafifameno ( 02/01/2013 17:21)
Asaramanitra e taona vaovao 2013! Manasa antsika zanaka malagasy eto Madagasikara sy manerana izao tontolo izao iaraka mamaky ny RARY 2013 tena tsàra indrindra ho an'i Madagasikara ary mifandraika am... tohiny
Fiffi ( 31/12/2012 07:31)
Joyeux Anniversaire Hery , Prime....sy ireo annif androany. [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/ff418f48562472180a606939369d229a.gif][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/ff418f485... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0725