Firariantsoa, Fankaherezana

Angie ( 02/01/2009 12:06)
[center][b][size=18px][color=red]Miarahaba ny Namana rehetra tratry ny taona 2009[/color][/size][/b][/center] [img]http://farm4.static.flickr.com/3241/3159677544_b0d10c7b3a.jpg[/img] [center][b]... tohiny
novalian'i gasyjean ny 05/01/2009 13:19
Zozoro ( 31/12/2008 13:11)
Arahaba ho an'ny rehetra rehetra tsy hankanavaka izay tratran'ny fitsingerenan'ny andro nahaterahany androany. Dia samy ho tratrin'ny 31 décembre 2009 indray !!!!... tohiny
novalian'i Zozoro ny 17/01/2009 09:24
ikalamako ( 30/12/2008 23:07)
[b]Raha tonga ny fetin'i Hery Dia andrehetana jiro, Tolorana sary sy boky, Anaovana laoka matsiro[/b] an an an fa : [b]Ny akanjo sy laoka hono tsy tiany Ny bà fafany hatrany, Ny tiany raha... tohiny
novalian'i vale ny 31/12/2008 18:27
MioraArielle ( 30/12/2008 05:42)
Miarahaba antsika tratry ny Krismasy, ary dia maniry ny hahatrarantsika ny taona vaovao 2009. Manaova fety mahafinaritra daholo.... tohiny
novalian'i dahuily ny 30/12/2008 20:00
Fiffi ( 25/12/2008 01:30)
[img]http://membres.lycos.fr/textart/12/GS_64cc998fd4d7ba47c0825a667e3b437e.gif[/img] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/F%EAtes/joyeuses%20fetes.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/re... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/01/2009 15:40
rizah ( 08/12/2008 13:31)
:lol: Mirary soa ho an'i BB sy ny akama rehetra ao Ambohb. ino mampanjetoka eh???? Bonne préparation e Noel!... tohiny
novalian'i kabota ny 09/12/2008 13:52
voarysombiniaina ( 04/12/2008 14:14)
Bonjour! Faly be aho fa tafiditra ho mpikambana ao amin'ny serasera.org dia misaotra anareo betsaka tompoko. Hoy i Voary ... tohiny
novalian'i karinah ny 04/12/2008 21:57
btory ( 03/12/2008 13:19)
Tena mlayb l site hatr@zao. @ manarak n tsiker. :-D ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 03/12/2008 13:57
rlfb ( 03/12/2008 09:12)
Miarahaba! Mba mety azo atao v ny manao telechargement ny hiran'i Jerry marcos sy larissa ato @ serasera? na tononkira. Misaotra.... tohiny
malala2006 ( 17/11/2008 18:58)
otran'ny karazana témoignage zany izy ity de sady fisaorana be dabe ho an'ny mpiandraikitra ny serasera Mr Hery moa zany fa fifaliana ho an'i ramoul77 sy malala2006 ny mampandre ny namana rehetra eto... tohiny
RATOVOARY ( 30/10/2008 07:26)
Hay ve anniversaire-nareo niany ty? De bonne-anniv zany ko. Ho ela velona de ho ambinin'ny Avo amin'izay atao. Ho tratry ny tsingerin-taona mifanesy. :* :* :* :* ... tohiny
novalian'i cutie ny 31/10/2008 17:47
kaboushna ( 23/10/2008 19:08)
saika hadinoko ... misaotra ny vadiko felana zany zà fa mbola nomeny papoose vaovao ...fanhaja no anarany ... ary miarahaba ny zokiny Mendricca nahazo zandry ndray ... saotra ho an Tompo !!! :D ... tohiny
novalian'i Papoose ny 23/10/2008 20:56
rurale ( 17/10/2008 11:54)
Manahoana daholo! 'Za zany oul va2 be, mitady namana b d b :lol: Izao alou zany de mbola tsy mahita rirany fa miandry anareo namana hi-serasera sy hanorotoro e! misaotra! :D ... tohiny
novalian'i AUDIN ny 05/02/2011 18:48
dadanmitia ( 13/10/2008 08:36)
za manana Fiara FIAT 127 (03 portes) tonga de mandeha "non gage" paps norme mila mandoha assurance fotsiny, amidiko mora be fa misy blème kely aho prix Ar 1 Million maimaika. Raha mahaliana anao d... tohiny
novalian'i xxx ny 13/10/2008 13:22
colaps ( 08/10/2008 13:44)
za mbola mianatra no nahita asa ,nataoko ny asa nefa tsy najanoko koa ny fianarako .A@zao tena sahirana aho mieritreritra ny ho aviko satria lay tanjona mba niriako hatrizay tsy hoazoko .Mety amko tsa... tohiny
poteta ( 04/10/2008 07:32)
Mahasorena ahy mihitsy rehefa indray maheno olona miteny io zavatra io, asa ianao raha torak'izany... tohiny
novalian'i ni81 ny 08/10/2008 13:34
orona ( 03/10/2008 07:58)
Mirary soa an'izay riboka fopl zay fa tena manimanina anazy a androany. :-* ... tohiny
fanilometissa ( 01/10/2008 14:20)
tandremo sao variana ao ry reto ah :P ... tohiny
novalian'i ainaheri ny 01/10/2008 17:33
naritsimba ( 12/09/2008 05:20)
Dia mirary anao ho tratry ny taona maro mitsingerina. Manaova fety mahafinaritra, aza adino ny gateaux @ sabotsy eh! [i]naritsimba[/i]... tohiny
novalian'i Naniie ny 12/09/2008 17:11
Lejoba ( 03/09/2008 15:40)
Mankahery anao hatrany ary mirary fahasalamana feno ho an'i Mamanao. Mahatsiaro am-bavaka. Ny mpankafy :-* :D :-* ... tohiny
novalian'i baovola21 ny 09/06/2011 19:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0539