Firariantsoa, Fankaherezana

xxx ( 18/05/2008 08:46)
[img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire06.gif[/img] [img]http://yelims2.free.fr/Fete/Anniversaire10.gif[/img] [img]http://yelims2.free.fr/Fete/BonAnnif05.gif[/img] [IMG]http://s... tohiny
novalian'i endrika01 ny 25/05/2008 10:52
todisoa2 ( 10/05/2008 14:39)
11 Mai 2007- 11 Mai 2008 Heritaona izay no nandaozanao anay tao Masombahoaka Fianara. Tsy manadino ny fiarahana. Manatena fifaliana ho rahatrizay. ... tohiny
novalian'i todisoa2 ny 13/05/2008 08:54
cccccc ( 04/05/2008 17:15)
salama e [i]Nahitsin'i hery[/i]... tohiny
novalian'i foosa ny 20/06/2008 08:18
princesseN ( 03/05/2008 16:11)
f'angah kay r'zareo tsisy namana vao2 ntsony no ela b tsisy manoratra ato? :? sa misy fa ts makaty ntsony e!mb tinay ho fantatra nge nareo r'vao2 ra misy eh! :) ... tohiny
novalian'i sonibi ny 28/08/2008 09:02
rajoelina ( 11/03/2008 23:17)
[b]sarotra ve ny manao namana vaovao[/b]:?: za wa nipetraka rery teny an-dalana androany, tsy nahita atao, miandry olona (akama io andrasako io), manapotsipotsika portable no nataoko sady misiots... tohiny
novalian'i tess ny 12/03/2008 17:13
rassyly ( 11/03/2008 08:27)
Salama daholo, eto Tana aho. Tovolahy irery ka mila tovovavy mba ho sakaiza... Misy tovolahy toa ahy koa ve ao? mila sakaiza koa ve ianareo sa izaho irery ihany no mangetaheta tou izany?... Ny tovovav... tohiny
novalian'i kissie ny 30/10/2008 06:50
penina ( 18/02/2008 17:04)
Tsy ho valiana ohatra ny miavona ianao. Ho valiana nefa atao inona anefa? :-w... tohiny
razaordira ( 10/02/2008 20:07)
Tompoko,8O Misaotra anao indrindra aho ry A/toa (na R/toa) [i]Admin[/i] tamin' ny fisoratako anarana ho anisan' ny Namana Serasera. Afaka niditra soa aman-tsara tao amin' ny [i]compte[/i] tokoa rehe... tohiny
novalian'i Kapistra ny 14/02/2008 14:43
Kapistra ( 08/02/2008 09:21)
Avy zany ny orana tamin'zay e! Izaho nanana elo,dia noelofako 'zany izy e! Dia hoy aho hoe:ity misy télécarte sao ilainao. Taty aoriana 'zany dia nividianako gilasy izy e!dia noentiko nitsangatsa... tohiny
miora11 ( 04/02/2008 12:17)
Ho anareo zay manana bebe d zao teneniko anareo raha sanatria ka manontany izy hoe "inona no ataoko" d zao no valianareo: "tsy haiko, zà ko ary eto tsy fantako izay ataoko ka inona no ataoko". TSIKY ... tohiny
vie ( 27/01/2008 09:38)
Slt!!!mitady namana maika hiaraka hijery MAHALEO amin'ny 08 fevrier ka valio aingana ary e. sans discrimination ... tohiny
novalian'i mmicc ny 05/12/2008 10:18
bart ( 15/01/2008 13:37)
Nambara tamin'ny fomba ofisialy omay fa hisy [b]LIVE CHAT miaraka @ sipa lesbienne iray[/b] ao amin'ny [b]site madachat[/b] : http://madachat.servhome.org Horesahina mivantana ao ny momba izy ireny s... tohiny
novalian'i Naso ny 04/02/2008 13:24
mankafy ( 14/01/2008 08:18)
:?:mba izarao ny namana r zalah aona ihany ny vehivavy reto... tohiny
novalian'i Mam ny 05/02/2008 15:27
favoris ( 01/01/2008 10:14)
Tratry ny taona daholo mitady namana e, misaotra anareo namaly ny antso:-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i xxx ny 11/01/2008 19:27
tinah289 ( 26/12/2007 11:25)
coucou dâoly! za zao 18ans, dia mba mitady izay mahafinaritra é! 1m56 ,40kg, blanche ... zay ary fa dia faly mandray anao izay vonona! bye!!(l)... tohiny
novalian'i om ny 16/05/2018 11:20
nyainarindra ( 19/12/2007 15:17)
Za mahita fa raha tena miasa takoa ny tsi1 1 de handroso tokoa i Madagascar... tohiny
novalian'i miora11 ny 04/02/2008 12:26
Goaika ( 07/12/2007 13:34)
miarahba fotsiny... tohiny
novalian'i yuka ny 12/12/2007 06:49
colyann ( 01/12/2007 10:01)
Salama daholo e! Faly tafiditra @ forum serasera. Izaho aloha dia tia mifandray aminolona ary somary be resaka. Zavatra tena tiako ny fifanakalozana hevitra sy traikefa, indrindra indrindra fa avy ... tohiny
novalian'i yuka ny 10/12/2007 01:33
miam55 ( 30/11/2007 10:06)
Ry akama, Mba zarao aminay hoe ny vetsoponao miafina na fitiavana :* na adalàna :twisted: na izay tsy ambarambara (telo) na izay rehetra mety azonao ambara momba ny fiainanao mety hampihomehy :lol::... tohiny
adminiraly ( 22/11/2007 13:21)
manao ahoana daholo e! vao² koa ny tenanay, ilay mamaky ny vao² any mada no tena nampazoto ahy tato! nisy article tiako vakiana izay dia tsy maintsy mpikambana hono vao afaka mamaky ilay izy! dia ni... tohiny
novalian'i miam55 ny 30/11/2007 10:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0545