Firariantsoa, Fankaherezana

niainaok ( 15/06/2007 11:53)
Manahoana Voalohany indrindra aloha dia misaotra fa voaray soa amatsara ato amin'ny SERASERA.org satria efa ela no nikasa niditra tao amin'io Azo nareo omena sy fariparitana ve ny mombamomba io fa ... tohiny
novalian'i epsedo ny 05/08/2007 04:59
nofytia ( 10/06/2007 12:53)
Mba saika hanontany raha misy @zay lay fety etsy @ambassade de Mcar @21juin ,misaotra ... tohiny
novalian'i cbd ny 13/06/2007 21:34
sania ( 09/06/2007 12:50)
sania no anarako mbola vaovao iahny d mtad namana tsotra na lahy na vavy 15-25 tona, zay fa miandry valiny avy @nareo é... tohiny
novalian'i marsvao ny 17/08/2007 22:09
sallyg56 ( 08/06/2007 17:54)
ny anarako dé sally d mitad namana tsy mfid na lahy na vavy na firy tona na firy fa zay fa d manantena anareo é... tohiny
novalian'i cassy87 ny 23/01/2008 09:35
liba ( 07/06/2007 11:28)
namana vaovao, mitady namana lahy na vavy, 33 à 37 ans,hanala fahanginana sy ny hamohamon 'ny asa e !... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2007 08:34
anjaran3 ( 07/06/2007 04:21)
izao izany te hiteny hoe i ................?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/06/2007 15:00
heurry ( 05/06/2007 14:45)
salut daholo (l)... tohiny
novalian'i anjaran3 ny 08/06/2007 03:28
rasil ( 04/06/2007 22:01)
novalian'i sympa ny 21/06/2007 01:23
xxx ( 04/06/2007 10:38)
Maditra be ny sipako de tsy hitako rsony ny ataoko anazy.Tiako izy nefa tsy zakako ny ataony.De tsy haiko oe inona ny tokony ataoko.Ampio eh:P ... tohiny
xxx ( 04/06/2007 04:39)
ahoana ny fahiatanareo ny dihy hip hop eto amin ny tanana ,mba milay ihany ve?hafa ihany rangaha ilay avy any ivelany an! sa ahoana fa ilay IM'S BOYS aloa tsy milay tsy ampi an'ilay up the rap an! ... tohiny
novalian'i marsvao ny 17/08/2007 22:51
Raveny ( 01/06/2007 07:04)
Manaona daolo nareo, Mbola vaovao moa ny tena nefa mba mila fanampiana raha toa ka afaka mamaly sy manampy ana nareo. Zaho dia mitady namako fahiny izay niara-nianatra tamiko tany Tamatave,tao @ L... tohiny
novalian'i sympa ny 02/07/2007 11:26
filleserasera ( 30/05/2007 13:34)
Sao de mba misy mahafantantra ny N° tél fixe ny Vision prod - Le nanao ny kapoaka mangidy sy ny tariny azafady... tohiny
novalian'i epsedo ny 22/06/2007 18:38
lamborghini888 ( 21/05/2007 19:38)
Ahoana ny fahitanao ny vehivavy manolotra vehivavy hafa ho an'ny vadiny?(l)... tohiny
novalian'i bim ny 04/12/2007 00:21
legona ( 21/05/2007 11:48)
Manao ahoana daolo! namana namana ihany! fa mbola tsy ampy! de mampanantena anareo fa hanaja sy hifalifaly miaraka @nareo ato aho! kiss ps: efa feno ilay mombamoba ahy! (tsy marina daolo l... tohiny
novalian'i xxx ny 08/06/2007 17:13
jpapoozy ( 20/05/2007 17:15)
Manahôna daholo e, Vao haingana no membre dia mitady namana e! Misaotra izay liana rehetra:)... tohiny
novalian'i epsedo ny 19/06/2007 18:05
Sosy ( 17/05/2007 14:00)
Tena marina e 8O !!! Raha toa ka mahalina anareo dia manorata aingaina ao @ getrichquicly@yahoo.fr na valio eto iany. :-P "'lay izy ve tsy soloky?" hoy ianao. Tsia tompoko :D. Raha tsy mino ianao na m... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/05/2007 20:11
evasoa ( 13/05/2007 21:49)
manahoana daholo ? vaovao dia te hahafantatra namana vaovao koa :P efa nijerijery tany ambadika tany ny resakareo eto @ serasera fa mafinaritra be doly nareo, fa za mbola sarokenatra be de tsy s... tohiny
novalian'i sonibi ny 01/09/2008 11:42
bleue ( 08/05/2007 15:20)
ao anty olana za ankehitriny ary miady irery koa te hifampizara izany olana izany aminao. Tsy manana itarainana fa aty an-tany lavitra koa ianao izay mahita ity de mba maniry ny fifanakalozan-kebitra ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/06/2007 16:26
xxx ( 08/05/2007 09:46)
za mitady namana vhv hifanoratra mail amiko fotsiny aloha eto mada, mpianatra eny @ anjery. ts zan fa mba t hafatatra ol @ty site ty za, hoe mba manahoan ny ol mifanerasera @ty site ty, a+... tohiny
salmo1 ( 01/05/2007 23:04)
Raha mitady namana lehilahy ve zah de PD:?: Non:!: Vehivavy ihany no tiako:* ;-)... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0558