Firariantsoa, Fankaherezana

sandina ( 30/01/2007 10:17)
za vo tonga tam septembre mianatra ; vo tonga aho d nakany am préfécture a d nahazo rdv fa tam ty janvier ty nefa zao a mbola ampfilafilain'ny ao iany. Very hevitra fa apio:?::idea:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/02/2007 10:50
mahia ( 28/01/2007 20:40)
misaotra a'ni patrick2000 namporisik ahy handray anjara ato amin'ny forum hay namaky ny hevirtra aho dia tena mahafinaritra be mihtsiny....ho avy ato matetika amin'izay aho fa tena tiko be....... tohiny
hermix ( 27/01/2007 15:47)
novalian'i Aino ny 28/01/2007 10:39
xl ( 22/01/2007 12:58)
Izay tia ahy dia Tiako o!... tohiny
novalian'i fen2006 ny 03/10/2007 11:01
xxx ( 19/01/2007 19:54)
izaho dia mbola tsy manambady . nanao fampitahana ny fiainan'ny tonkatrano roa samy hafa manodidina ahy aho marihiko eo @ telompolo taona eo izy 4 Ny tokatrano iray dia ilay lehilahy entin'ilay vev... tohiny
novalian'i booboo ny 22/01/2007 13:02
rasolomanana ( 18/01/2007 15:17)
Mba mitady namana afaka manoro hevitra @ fomba fiainana eto Antananarivo satria tena mbola badrahodra be.Tsy hitako ze atao ,na ny sekoly ianarana ,na ny namana iarahana!!!!:(... tohiny
novalian'i kheanu ny 23/02/2007 12:43
xxx ( 16/01/2007 09:35)
Maheno resaka matetika aho fa ny aritista sasany eto andafy toa mifangalatra vady no fataony na efa fantatra izao aza fa efa manana ny tokatranony sy ny zanany ilay iray :roll:inona no mba hevitrareo ... tohiny
novalian'i tocyoc ny 19/03/2007 17:21
rataolana ( 14/01/2007 20:30)
Manaon daolo e!... Tratry ny taona daol e!.... Okay rataolana...:P... tohiny
novalian'i simplex ny 22/01/2007 21:05
cissy ( 12/01/2007 10:21)
SALAMA TOMPOKO TSY DE MAHITA LAZAINA LOATRA SATRIA VAO NAMANA VAOVAO. RAHA NY MOMBA AHY NO TIANAO HO FANTATRA DIA IZAO. NY ANARAKO DIA RASOARINOSY Fetrahasina prisca CLASSE DE SECONDE ATO AM RAB... tohiny
novalian'i epsedo ny 19/06/2007 17:42
fannah ( 11/01/2007 07:36)
tsy mifidy aho na lahy na vavy.te hifanerasera @olona be dia be fotsiny ah .tsy mijery sranga na zvatra hafa.mba mitady olona te hanana namana fotsiny ah. misotra:P:°)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 09:41
chrislyd2 ( 06/01/2007 08:33)
Mitady cable-na téléphone VK reto amoahana sary a ! aiza kay no mety hahita. Valio maika be !:?:... tohiny
novalian'i kheanu ny 26/02/2007 07:25
xxx ( 03/01/2007 16:07)
Izaho xxx de ilay namanao avy aty Aragon. ny numeroako dia miantomboka @ 67... miafara @ ...04, izay no fomba hamataranao ahy haingana ra sahirana enao:roll::wink:. Mba lazao oe ny fiandoany nimerao... tohiny
Stretch ( 20/12/2006 21:13)
Miarahaba anareo vaovao ka mba te hanana namana misaotra mialoha. :-* am takolaka 2... tohiny
novalian'i sitlo ny 01/02/2007 23:43
salmo ( 13/12/2006 12:43)
[quote=Fanscination mivazo]Andao fa ho entiko any ianao hijery ilay tanananay... miorina an-tampon-kavoana izy voadidin'alaala, no sady mangina kou fa lalan-tsarotra tokoa no ho diavintsika i... tohiny
novalian'i salmo ny 19/12/2006 18:03
kama ( 13/12/2006 05:59)
Manao ahoana daholo, fanontaniana iray ity tiako hapetraka ho anareo izay hafaka mamaly azy ary koa tsy vitany hoe hafaka mamaly fotsiny ihany fa manana fahalalana amin'ity fanontaniana ity: "marina v... tohiny
novalian'i kelly13 ny 18/12/2006 10:41
sitlo ( 10/12/2006 19:25)
Izaho dia tso-piainana, tia mifanaraka am'olona. Tsy dia mahatanty sangy. ;-)... tohiny
novalian'i rakizit ny 19/12/2006 13:26
albert ( 09/12/2006 15:29)
8O :lol::D... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/12/2006 06:20
exdadabe ( 07/12/2006 11:03)
...est de retour miarahaba ny rehetra... tohiny
novalian'i fasaly ny 02/01/2007 22:06
momox ( 06/12/2006 06:00)
mbarakaly jiaby! vaovao de mitady namana e! ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/01/2007 08:07
miamiam ( 03/12/2006 12:17)
Manahoana daholo ny namana rehetra izaho dia maniry ny hifandray amin'ny namana tsy ankanavaka ka mba raiso ho namanao, tia misersera sy mifanakalo hevitra.... misaotra anareo zay mandray!!!!!... tohiny
novalian'i fasaly ny 14/12/2006 15:42
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3146