Firariantsoa, Fankaherezana
sahol
(
16/03/2007 10:48)
salut doly
tena namana vao2 be za ka inona no azoko hatao fa mbola tsy mahay na inn na inn ? nahavita an'ito kalou d mba milay ! misaotra anareo biz...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/03/2007 06:59
salmo1
(
15/03/2007 11:37)
Ianareo ve, mba ti hanana namana vao2:?:...
tohiny
novalian'i salmo1 ny 28/03/2007 23:05
tintin
(
12/03/2007 04:52)
Mitady bandy akama, na sipa mba hiara hanala azy @ vazo, mahay zava maneno, hariva sy week end no tena malalaka, na ze maha afaka ny rehetra....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/03/2007 21:03
boozkel
(
10/03/2007 15:14)
Efa ho roa volana zay zahay sy ny sipako no nisaraka nefa tsy mety amelany za, antsoiny foana za isan'andro de tsy valiko, andefasany sms za. tena mandreraka an!
nefa izy tsy tiako tsony ne e,
sai...
tohiny
novalian'i dadie ny 05/04/2007 16:12
xl
(
09/03/2007 15:09)
Ohatra :
Izaho lhl 30 ans , manambady , mananjanaka iray, gestionnaire cadre d'Entreprise, tia informatika, mozika sy sport
08h/08 sur forum ny jour ouvrable,
mivanivany irery eto foana rehefa misy...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2007 08:53
Andokely
(
09/03/2007 12:41)
Tovolahy 32 taona,Tso-bolo, fotsy fihodirana, kristianina, Matotra. Miasa aty @ faritany. Mitana andraikitra ambony. Mitady vehivavy 23-30ans. Vonona ny ho tia sy ho tiavina. Mitovitovy amiko. Tafidit...
tohiny
novalian'i Andokely ny 22/03/2007 10:39
xxx
(
02/03/2007 14:32)
karama mahafa-po,
miampy fanampinkarama, fiara, trano
tél : 034 01 666 69
...
tohiny
novalian'i tsimatimanota ny 26/03/2007 08:13
ramshet26
(
01/03/2007 15:42)
tena Maika be.
Ilazana isika izay mahita na mahafantatra an'i RAZANAMAMPANDRY Henri dit RIRI any Ambatondrazaka na Moramanga mba hampandre anay @ ramshet26@yahoo.fr na koa hamela hafatra "[b]SMS[/b]...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/03/2007 06:45
sabiv
(
01/03/2007 07:04)
mbola vcaovao alou ny tena ka tsy mbola misy ambara :D...
tohiny
novalian'i nathie86 ny 08/03/2007 13:56
melti
(
26/02/2007 13:45)
immigration canada mila fanampina avy amin'izay efa manana traikefa ny amizany na izay manana torolalana momba izany...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/03/2007 07:28
baw
(
23/02/2007 15:32)
mandom-baravarana klou sao d lazaina tsy mahalala fomba eo satria vaovao ny tena ka d miarahaba e...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/02/2007 15:38
kheanu
(
23/02/2007 08:55)
novalian'i Fiffi ny 26/02/2007 09:06
andriarmel
(
21/02/2007 17:03)
Tiako ny hifanerasaera aminao rah toa ka sitrakao fa mba te hanana namana tsara aho,
Tiana ve ny fidelité, ny fahamarinana, ny fhtsorana, ny fijerena hafaliana, fifanampiana, ary indrindra ny fitiav...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/03/2007 21:11
rinja
(
20/02/2007 14:30)
Manaohoana daholo
Izaho ho'aho efa nameno ilay momba2 ahy fa te hanana namana eo anelanelan'ny 30-40 ans nefa tsy nety tafiditra mihitsy. Inona no ataoko fa ilaiko io. Efa manana ny solonanarako sy t...
tohiny
novalian'i BOYSGOSS ny 05/04/2007 10:11
nathie86
(
16/02/2007 14:02)
:D miarahaba antsika reetra ndray e.
hona oa ry reto inona no tena dikan'ity biz'oroka ity e de refa maninona de maazo biz'oroka????
misaotra mialoha e, manana namana tokoa manana anareo. Maztoa eto...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/03/2007 06:43
anselme999
(
16/02/2007 10:07)
[b]Bold text[/b] mba atoroy karazana akoho tena tsara sy mamely ny tenanay fa tsy mahakobo mihitsy na koa raha misy amidy any de mba ampilazao ihany zay...
tohiny
novalian'i marsvao ny 17/08/2007 22:32
mapotsy
(
14/02/2007 15:14)
salama dôly ve
ny olana zany d zah oa :oops:refa anoloam behivavy e d tena mba miezaka iany fa eheheh...
tohiny
novalian'i andriarmel ny 24/02/2007 17:10
yandyllan
(
10/02/2007 10:44)
manona daholo nareo!
zah reto namanareo vaovao a!faly ve nareo?
8)...
tohiny
novalian'i hajarivo7 ny 02/04/2007 10:03
MPANDRAHARAHA
(
07/02/2007 09:13)
Tompoko,
Faly miarahaba antsika rehetra tratr'izao taona 2007 izao,
Mba manana hetaheta ny tenanay, izay vahiny sady izao vao niditra t@ ity serasera Malagasy ity,
Asehoy ny hevitrareo, @ marimarit...
tohiny
novalian'i pimaso ny 11/04/2007 07:58
nathie86
(
06/02/2007 12:59)
ny fisarahana ara-pitiavana ve mitondra fahamatorana Ra afaka mamaly na efa nanana traikefa de mba valio....
tohiny
novalian'i andry2007 ny 01/04/2007 09:59