Firariantsoa, Fankaherezana

nallymbola ( 30/04/2007 14:14)
Miarahaba ny mpikambana rehetra ato @ serasera, mba omeo vao2 sy torohevitra za momba ny fifandraisana ato @ serasera fa mbola tsy tena maharaka ! de manantena valiny mahafa-po e OK an!!!!!!!!!!!!!!!!... tohiny
novalian'i Stretch ny 01/05/2007 19:05
rafify ( 30/04/2007 01:38)
Mitady namana raha misy tia mifanoratra, izaho moa dia vaovao mbola tsy dia mahay loatra ny fandehan'ny eto fa dia fisaorana mialoa ho aniero izay mamaly sy manorotoro ny fandehany eto.... tohiny
novalian'i Aina007 ny 26/08/2007 14:56
sirena ( 29/04/2007 13:05)
hallo mba te hifandray am gasy eto landshut allemgane e!ra mis eto de afaka mandefa hafatra. merci... tohiny
novalian'i sympa ny 09/05/2007 23:01
sirena ( 26/04/2007 07:58)
manao ahoana daholo o! sao de mba misy gasy kay eto landshut allemange? afaka mandefa hafatra amiko izy ra toa ka aty. misaotra e!... tohiny
novalian'i sympa ny 08/05/2007 02:20
moi ( 24/04/2007 05:50)
Manahoana ianareo ao Genève ? Mba mitady namana, na tsy malagasy aza, monina ao aho fa handalo kely an'izany tanàna tsy mbola hitako izany. Mba mila sopapa isan-karazany ny tenanay fa tena ho gasy... tohiny
novalian'i moi ny 25/04/2007 14:29
Jeankely ( 23/04/2007 07:21)
Ny resaka "POLITIKA" dia tsy tian'ny vahoaka fa refotry ny adimpiainana izy. Izay hevitra hampiakarana ny faharisian'ny vahoaka andray anjara amin'ny fampandroasoana no tadiavina. Omeo ny anjara sahaz... tohiny
novalian'i wooda ny 26/04/2007 00:19
nathie86 ( 16/04/2007 08:21)
maagaga fa tsy mety misy mamaly mintsy za. Za ouah mba te andefa na iinseré ireny kisarisary alefanareo ireny tsy ny sary fanampiny no tiako tenenina eto fa le sari² reny eh de tsy mba misy mizara m... tohiny
novalian'i nathie86 ny 17/04/2007 13:04
mazavaloha ( 13/04/2007 08:06)
[IMG]http://i162.photobucket.com/albums/t273/mazavaloha/IMG_0993.jpg[/IMG]... tohiny
novalian'i kelly13 ny 13/04/2007 12:45
baliakasoa ( 05/04/2007 14:17)
slt, mtad namana eto @ serasera , ko manasa antsika reetr:lol:... tohiny
novalian'i kelly13 ny 13/04/2007 12:47
faxkely ( 05/04/2007 13:00)
Izaho dia mitady namana mba hifandray amiko matetika eto satria rehefa tsy dia misy atao za ato am-piasana dia manokatra internet foana, koa ho anao izay mba liana dia valio aho Misotra indrindra... tohiny
novalian'i epsedo ny 20/06/2007 18:39
BOYSGOSS ( 05/04/2007 10:52)
Tantara tena misy ito ary bandy akama no tratrany ka hifampizarako @nareo:Ra sendra niodina teny @ indra zay 3 mtsam de gaga tampoka zao sy ilay namako fa naka Kwaitra lery nefa tsy fanaony. Jerenay k... tohiny
novalian'i wooda ny 17/04/2007 19:02
tianabloom ( 03/04/2007 13:49)
In'vao2 nareo rehetra ao? Hatolotr'i Ndremba sy ny namana rehetra. Hoy i Tiana ... tohiny
novalian'i dadie ny 04/04/2007 12:27
andry2007 ( 01/04/2007 09:32)
Mitady nmn tvvy 17-22 mba azo ifampiresahana tsara e!... tohiny
novalian'i dadie ny 04/04/2007 12:33
salmo1 ( 27/03/2007 10:47)
Misy bandy zay namako avy any Bolive, vao telo taona izy no teto Barcelone, ledala efa manana vady fa tsy vita soratra, rehefa tafaraka amiko ledala manafina zavatra @ vadiny,:°) izy roa de samy Boli... tohiny
novalian'i xxx ny 23/04/2007 17:35
Stretch ( 27/03/2007 10:26)
Izaho dia vaovao vao niditra efa elaela , ka mba mila namana hifanoratana tsy manana e-mail . misaotra betsaka :°)... tohiny
novalian'i kelly13 ny 31/03/2007 11:24
xoby ( 25/03/2007 19:17)
saly daholy:D! Hoan'ireo izay manana PSP na PS2.:lol: Mila modification ve nareo sa mitady jeux (dvd,umd,jeux carte mémoire)sa koa mitady carte mémoire na zavatra hafa mahaliana anao moban PSP sy ... tohiny
novalian'i wooda ny 25/04/2007 23:47
voara ( 23/03/2007 12:18)
salama doholo atsika rehatra o,mafinartra be ato @serasera zany ,dia :-* hoanareo rehetra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/03/2007 20:13
reltsa ( 20/03/2007 17:23)
Angamba ho gaga nareo fa za de lehilahy tsotra' charmant nefa tsy sahy mamoraka ny ao am-poko. Tia za nefa tsy mahasahy mba toroy hevitra za ry reto fa tena marary fo eto za an... tohiny
novalian'i BOYSGOSS ny 05/04/2007 10:31
princesseN ( 20/03/2007 11:59)
slt daholo! mba mila namana reto za a!:roll:n'iza n'iza mintsiny fa tiko daholo.:-D:-DMba valio ry reto a:!::!: ... tohiny
novalian'i marsvao ny 17/08/2007 21:38
ianao ( 19/03/2007 00:48)
Manao ahoana daholo, Mba mitady namana malagasy mba hifanerasera raha misy azafady. Rojo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/03/2007 21:02
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.154