Firariantsoa, Fankaherezana

gasinamana10 ( 26/08/2007 17:51)
ahoana izany hoe tsy mety miteraka (+15taona)nefa mitady 4 vavikely, ... tohiny
novalian'i booboo ny 05/09/2007 11:41
marsvao ( 17/08/2007 22:36)
Misy tetika hay ny fianarana lesona (na litteraire na scientifique ), noho izany mba mandehana ihany bibliothèque ry zareo ôôôô......... tohiny
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 14:55
marsvao ( 17/08/2007 21:24)
Efa ela ve no nisy izao .toa taraika izaho!! zany ee!!! mba valio! lehilahy izaho.MERCI BIEN!!... tohiny
novalian'i rakaroka ny 19/08/2007 13:25
RHV ( 16/08/2007 04:48)
Slt! daholo an. Fa maninona kay ry reto no mbola voatohitohina foana ny zon'olbelona @ zao a ? oh hoe mba misy olona 2 mifankatia de sakanana tsy avelan'ny RAD satria hono (finoana e, volon-koditra e,... tohiny
Isika ( 15/08/2007 11:45)
Miarahaba ny mpamaky rehehetra sy ny mpikaroka, izay mba mahalala an'Ikelimalaza, izay nolazain'ny vahiny hoe: sampin'i Gasy, dia aleo tokoa hanambara. Sao dia tsy sampy ary Ikelimalaza? Ny tenin-dr... tohiny
novalian'i 888MK ny 18/05/2018 13:35
yah ( 13/08/2007 04:37)
SALAMA DAHOLO E namana vaovao de mba hiresaka kely maro be ireo olona efa manambady no manao oha-pitenenana fa hoe tsy ampy tsy lany ohatran'ny vady ao antro rehefa nodinihina dia toa marina ihany an... tohiny
novalian'i athenah ny 22/09/2007 08:09
epsedo ( 06/08/2007 16:32)
hmmmm tsapa otrany hoe to miavona hono ko. nefa ve mba manana fikambanana ve ny gasy eto fratsa : ohatra hoe fikambanany sinoa eto madagascar :-*:-*... tohiny
novalian'i RAKVOL ny 13/04/2008 05:52
RandyJackBrown ( 31/07/2007 21:15)
Tafahoana ihany tokoa isika ity ka dia faly miharahaba anareo rehetra re ny tenako no sady maneho fisaorana manokana ny mpikarakara sy ny mpandrindra ity serasera ity . Sehatra ifanakalozana ity:lol:,... tohiny
hollyjoli ( 30/07/2007 14:38)
misotr alo na d ny nanokafanao an'le hevitro fotsin e! zava-dehib lotr @ko ny namana! ny namana mantsy mihaino reef mitaraina ; mampaery ndray ra sendra malaina mahatsiaro na mamy io na mangidy ... tohiny
novalian'i Ilitakely ny 18/12/2007 15:23
hiiii ( 25/07/2007 13:59)
manao ahona ! mitady any rija ralambomanana mipetraka any sabnam nge raha mahafantatra azy e :?:... tohiny
novalian'i fabiot ny 11/08/2007 06:05
winslet ( 25/07/2007 12:02)
zay a vo mba niditra membre tato atraminizay ze naitako anity serasera ity.ny sujet mampikitikitika ana de zao: ara pitiavana a déçu fona ra resaka sipa de zao za otrani te anambady satria aminni... tohiny
novalian'i xxx ny 26/12/2007 16:58
benaly ( 24/07/2007 20:11)
Mba te ho namana koa moa zany ny aty éééé :-*... tohiny
angiecool10 ( 19/07/2007 12:21)
:D manaôn ooo! zà reto vô nidtr d ba t haaz naman vao2 a... tohiny
novalian'i nampysoa ny 25/08/2007 19:38
Floffy ( 18/07/2007 22:59)
Le Zà ko namana vaovao wi, faly miarahaba anareo rehetra. Faly tafiditra eto ho namanareo. Dia azoto hamaly anarao ko ô !... tohiny
novalian'i fen2006 ny 03/10/2007 10:56
nilo ( 18/07/2007 15:10)
Za r'eto midady namana,so d mba mety atao mamako ianareo,na lahy na vavy ts mfidy za fa tiko fona ref ts miaotra ny 22 ans fotsn... tohiny
novalian'i mikau ny 09/02/2008 11:12
marvin ( 16/07/2007 14:53)
satria ve te hanana izany fiainana izany ve izy ireo sa fidiny azy ve no toy izany sa inona no antony e mahasosotra anao ve ny fisiany izy ireny inona nomba torohevitra omenao azy valio e... tohiny
novalian'i boraingy ny 02/08/2007 10:56
fillemada ( 13/07/2007 09:20)
Misy tanora tena mievitra oe tsara ny zavatra ataony nefa tena tsy mety!Aoana no fomba anampiana azy ireo?... tohiny
novalian'i marsvao ny 17/08/2007 22:26
mbikaina ( 07/07/2007 18:28)
bonjour! je suis à la recherche d'un emploi compatible à mon diplôme d'ingenieur en hydraulique énergetique.Je suis au chômage actuellement.Si vous pouvez m'aider répondez moi vite par courrier... tohiny
tsika2 ( 06/07/2007 08:47)
:-wkaiz daolo e! mb mil naman e!... tohiny
novalian'i bolou ny 07/08/2008 09:02
mioratsara ( 27/06/2007 14:30)
slt,aona ny atao ra manana vady maditra,efa manan-janaka 1,ary efa nisaraka 1an zahay,mety mbola hisy fanantenana iany ve?... tohiny
novalian'i bazylou ny 03/08/2008 17:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0563