Firariantsoa, Fankaherezana

oliviah ( 31/08/2008 08:27)
mirary anniversaire milay be aki zoky a!hitondra soa sy faombiazana :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* ho anao ny zandry kely de ny fianakams rehetra tsimanadino... tohiny
sonibi ( 28/08/2008 08:47)
vaovao ny tenako ato , de aona ny ataoko bmba valio oe azafady misaotra mialoha ok :lol: ... tohiny
novalian'i sonibi ny 01/09/2008 11:27
tsiambaratelo ( 24/08/2008 19:22)
Arabaina ankia nomen Andriamanitra ny fara .Tongava taiza ny zaza,de ny reny koa ho salama tsara!Tena faly dia faly tokou ny fo nandre vaovao mahafaly.De marary ve le miteraka?Hi hi hi,ity alou no sol... tohiny
sangeo ( 19/08/2008 14:44)
mirary tokatrano sambatra, dia aza ela fery hono :roll: :roll: ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 20/08/2008 08:48
ari.malala ( 14/08/2008 08:03)
Yonikafopla, d mirary soa d mahità ze tadiavina rehetra aky a [url=http://mabul.org/][img]http://apu.mabul.org/up/apu/2008/08/14/img-100504yk0gp.jpg[/img][/url] [url=http://mabul.org/][img]http:/... tohiny
SHOAN ( 11/08/2008 09:14)
http://www.dailymotion.com/video/x6e18g_vivre-et-sourire-pour-survivre_people... tohiny
novalian'i Samoana ny 11/08/2008 18:13
zoeck ( 04/08/2008 08:00)
Manahoana daholo ianareo namana rehetra ato amin'ny serasera namana faly mandray sy miarahaba anareo ny tenako ary mandray anareo ho namana mifampatoky sy miray hina fa ny firaisan-kina no hery... tohiny
todisoa2 ( 26/07/2008 08:39)
Maty omaly maraina, t@ 2 ora teo hoeo Atoa Herizo Razafimahaleo. Banga iray indray ny mpitarika ireo antoko mpanohitra. Tsy vitan'izany ihany koa satria very olo-manga ihany koa i Madagasikara malalan... tohiny
novalian'i endrika01 ny 28/07/2008 07:00
bitrika ( 22/07/2008 11:52)
Andriamanitra dia tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay... tohiny
novalian'i harimi ny 24/07/2008 13:48
Mihaingoandry ( 18/07/2008 12:38)
novalian'i poteta ny 04/10/2008 07:24
glou ( 01/07/2008 15:12)
bonne annif de mahazahoa izay irina ehhhhh de aza adino ilay ronan'amamy ehhhhhhh :lol: mankalaza glou_... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 02/07/2008 14:39
Belami ( 23/06/2008 21:11)
Ho avy ny fetimpirenentsika, fotoana iray hifaliana sy fandinihana ny dingana vita sy izay mbola hatao eo @ sehatra nasionaly. Fa mino aho fa toy izany koa na eto @ sehatry ny serasera aza, fotoana... tohiny
novalian'i jobamilay ny 06/07/2008 00:18
Gie ( 15/06/2008 07:05)
Dada olon-tokana Masoandro amam-bolan'ny fiainako Tsy mitandro hasasarana Tsy mety valalanina Satria mitsinjo an-janany Dada be fitivana Jiro nanazava ny fiainako Niafy dia niafy ianao Nana... tohiny
ari.malala ( 13/06/2008 05:38)
Miarahaba an'i Zoky Naritsimba nahatratra ny tsingerin-taona nahaterahany e! d mirary soa, hahatratra ny manaraka bedabe mbola hifandimby o!... tohiny
novalian'i endrika01 ny 15/06/2008 14:58
kelly13 ( 10/06/2008 19:33)
oay
...kay anniversaire an'i iverrou androany d joyeux anniversaire zany e! ... tohiny
novalian'i endrika01 ny 15/06/2008 15:04
kiadi ( 01/06/2008 22:08)
joyeuse anniversaire enao!! :wink: :wink: :* :* bisou be!!!!!! [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/F%EAtes/happy-birthday-to-youuu.gif[/IMG] elle se reconnaitra :wink: :wink: (j... tohiny
novalian'i kiadi ny 03/06/2008 09:44
ikalamako ( 27/05/2008 18:09)
Raha tonga ny fetin'i kalasnou Izaho manolotra moa Manolotra aho sady miteny Bà ny takolaka rou (l) (l) (l) (l) [img]http://farm3.static.flickr.com/2364/2528779704_674380d5f3.jpg[/img]... tohiny
novalian'i vale ny 27/05/2008 23:31
fanaina ( 27/05/2008 07:43)
Miarahaba manokana any Mimhie, pissoa ary Kalasnou dia mirary tsingerin-taona mafinaritra ho anareo ny tenako kiss dol :-*:-*:-* dia miarahaba ireo namana hafa ihany koa!!... tohiny
novalian'i pissoa ny 27/05/2008 15:52
Gie ( 25/05/2008 06:32)
[b]bonne féte daholo ny Reny serasera rehetra. Ho tahian'Andriamanitra lalandava ary ho ela velona .[/b] :-* :-* :-* :-* :-* :-* ... tohiny
Mimhie ( 21/05/2008 05:24)
de ho tratry ny ela indrindra akia a !aza hadino ny gateau a! :-* :-* :-* ... tohiny
novalian'i tsiafoi1 ny 13/06/2008 11:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0644