Firariantsoa, Fankaherezana

asombola ( 15/11/2007 15:26)
haodi o! dia manahoana aloha. tsi izani fa zao, tonga ati @tanim-bazaha ati! mbola hafa foana anefa ni gasi ... dia serasera hono no tena mampiserasera dia tonga eto izani. dia aiza hono ianareo? men... tohiny
novalian'i harimi ny 24/07/2008 13:54
annissah ( 10/11/2007 15:39)
(l)slt in n vao2 ... tohiny
novalian'i Mymmi30 ny 29/12/2007 17:32
epsedo ( 05/11/2007 17:24)
tena mahatsiaro irery aty anaty lohasaha mangina ary feom-borokely sy akantony zavaboary no mba any namako (imagineo un peut) .Aleo aloha za hanirery fa aza voazina :oops::oops: ... tohiny
novalian'i peta123 ny 11/01/2008 09:18
Mbilokely ( 02/11/2007 15:16)
Manao ahaona daholo? I Mbilokely no iantsoana ahy. Mitady namana hifampiresahana sy ho namana izaho. Manantena ny hamalianareo ahy. Vehivavy eo amin' ny 25 taona no miakatra ary lehilahy eo amin'... tohiny
novalian'i palumpe ny 12/02/2008 13:53
boleda ( 26/10/2007 13:52)
Salut à tous :D:DZa ry reto mpikambana vao2 de tiako ny hifanerasera amin'ny :lol:olona maro isankarazany surtout olona mpananihany sy be vanitika otranaka8)8)... tohiny
pissoukou ( 26/10/2007 09:37)
ra tia miresaka tsara sy mifandray amin'olona ianao dia ianao no tadiavik ifaneraserana mba ialana @ ireo olonam anodidina andavanandro koa ra mety aminao izany de mety amiko koa!:P... tohiny
novalian'i xxx ny 22/12/2007 18:43
cigalifantsy ( 24/10/2007 12:24)
[u]Underlined text[/u]izaho dia olona efa mahazoazo taona mitady namana afaka mifanoratra amiko matetika... tohiny
novalian'i JOSIAH ny 11/09/2008 23:26
badouda ( 12/10/2007 09:33)
Mba misy sarin'i ireo namana nandeha tany Mahajangy ve?? ary tantanra ireo dia natao tany. Aiza ihany koa no hahitako ireo sary tao @ Lac de Creteil ary ireo izay mba nifankahita tao @ Resto Sinoa ru... tohiny
novalian'i badouda ny 21/10/2007 17:13
funkychicken ( 04/10/2007 18:35)
salut daholo e! mba maniry hitafa sy dinika e!!somary vaovao mantsy dia tsy mahay ze gauche sy droite @ izy ity!! zay fa valio e.... tohiny
novalian'i cutie ny 13/10/2007 12:09
diamondra27 ( 29/09/2007 12:51)
Sao dia mba misy mpianatry ny Kolejy Stella Maris fahiny ianareo mpamaky, mipetraka eto France Mikarakara fihaonana 'zahay dia afaka contacter-nareo izay liana ny momba izany ao @: aasmf arobase... tohiny
salmo1 ( 28/09/2007 19:57)
Mitady Bandy mahay mandaka Baolina hiaraka @ groupe GASY-SPAIN. Izao avy no takianay: - Mahay miaraka @ namana. - Fahaizanao Baolina manokana (Manafika sa defence sa inn?) - Hanorato [b]aho[/... tohiny
novalian'i tikakely ny 09/11/2007 08:18
drao ( 28/09/2007 10:32)
aiza daholo e!... tohiny
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 14:52
nirinkosoa ( 21/09/2007 08:01)
mety ve enao ra mba ho namako, mafinaritra ahy ny mifanoratra sy mifampilaza vaovao, ka mety @nao ve izany:oops::oops:... tohiny
novalian'i poteta ny 04/10/2008 07:28
sakaizakely ( 18/09/2007 20:01)
Anarana : [color=green][b]Naly[/b][/color] teraka : 12/9/07 lahy halava : 49 cm lanja : 2,9 kg fialamboly : mitomany, mikaly, matory mahafinaritra ahy : matory atoandro, mikorana rehefa alina ... tohiny
novalian'i kallie ny 25/09/2007 12:28
kalapisokel ( 13/09/2007 20:53)
Manaôna dôly e!! te hi-serasera amin'olona bdb mints za! na be resaka na ts be resak mety fôna! :-P manantena valiny e...... tohiny
novalian'i pifa ny 09/11/2007 18:20
reoltasly ( 06/09/2007 07:58)
Miarahaba anareo rehetra eto @ serasera e! Efa ela no naniriana hitafana saingy zao vo tafa. D mba valio zay liana fa za bandy be resaka sady tia mivanitika. Tsy mifidy zay akama afaka miresaka sy mi... tohiny
miaon ( 04/09/2007 13:36)
Za reto vaovao dia mba mila namana a!misaotra mialoha mamaly ny antso!:}... tohiny
novalian'i sonibi ny 28/08/2008 08:33
darafify ( 02/09/2007 20:25)
Izay tsy manao sali tsy mivoaka. Tena kilalao ratsy io, fa raha tsy mivoaka izany ve ny olona anakiray tsy ho faty. ... tohiny
novalian'i miaon ny 04/09/2007 14:15
gasinamana10 ( 01/09/2007 12:26)
:-w ny mahatonga ny olana ara-pitiavana angamb de afangaron'ny olon ny fitiavana sy ny fisakaizana (amour et amitié) ary rehefa latsapaka koa ny amitié dia mora mivadika ho amour eros ka zay no mamp... tohiny
novalian'i Ralintsy ny 21/07/2008 10:49
Chopeta ( 29/08/2007 06:00)
Maninona kay misy milaza ho tena namana nefa mivadika refa misy mba fisondrotana kely ny fiainan'ny namany. Sa....... tohiny
novalian'i levany ny 31/10/2007 14:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0538