Firariantsoa, Fankaherezana
pizza
(
07/12/2012 08:11)
Mankahery ny havan'ireo namoy ny ainy t@ loza fifamoivozana ny alakamisy 06 desambra 2012 ary mirary soa sy fahasitranana ho an'ireo naratra...
suite
VVSihany
(
17/06/2012 12:48)
NY tiako ambara androany dia momba ireo dokotera specialistes eto amintsika, indrindraindrindra eto Antananarivo. NY tenako moa nipetraka teto foana ary efa nipetraka taona vitsy tany Eoropa koa no ef...
suite
répondu par homo le 17/07/2012 06:40
fanevapatty
(
14/05/2012 13:24)
amiko alo isika gasy mbola hafa iany e! sa aona ozinareo?...
suite
répondu par bazylou le 26/03/2014 09:24
nary923
(
28/01/2012 16:08)
Salama daholo isika,
Isika ve nandinika fa Misy orinasa eto @ny firenena izay tsy mahay mandray malagasy fa mihevitra hoe vazaha ihany no client, AZA manao
an`ireny fihetsika manambany mpiray-tanin-d...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 29/07/2014 11:00
sipagasy
(
31/12/2011 09:11)
Miarahaba ny namana rehetra ary miarahaba manokana an'i Hery ihany koa tratry ny tsingerin-taona nahaterahana androany, ho ambinin-java manasatra anie dia mba ho tratra antitra hiaraka hiriaria @ vady...
suite
répondu par hery le 03/01/2012 08:38
Blackeagle
(
03/12/2011 14:26)
Ny ahy aloha dia tsy dia mirevy frantsay ny tenako. mahazana izy ireo, sady ratsy ratsy saina, no manambany mainty, no sady manana esprit colonizateur.
Contrairement @ gasy maro, ny tenako indray aloh...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 19/01/2015 08:26
guant
(
22/06/2011 11:24)
bsr!
hono a zfd! mba omeo sopapa amle fomba fiteny amin'ny famganina fahoriana(mamangy sy mamaly)
misaotra!...
suite
répondu par pulm le 27/06/2011 11:36
ledala
(
07/01/2011 02:10)
Faly miarahaba antsika rehetra nahatratry ny taona 2011. Enga anie ka hahomby amin'izay atao avy isika rehetra ka ho ambinin' Andriamanitra sy tahian'ny Razana....
suite
diloo
(
01/01/2011 06:32)
Bonne Année 2011 daholo.
Diloo...
suite
YDIFAS
(
15/12/2010 11:30)
Bonjour,
Comme vous le savez tous, la date de mon anniversaire approche. Tous les ans, il y a une grande célébration en mon honneur et je pense que cette année encore cette célébration aura lie...
suite
tsaramaso
(
11/11/2010 07:32)
Toy izao anie rankizy ny famono vady e!! http://current.com/news/92783818_how-to-beat-your-wife.htm tsssssssssssss!!!!!!!!!!!!!!!...
suite
répondu par valia le 20/11/2010 14:16
sitlo
(
25/08/2010 18:02)
Mba encourageo aloha fa ohatra ny ngoma ny tanàna be izany...
suite
répondu par ndyfanie le 12/11/2010 06:01
maeva74
(
11/08/2010 17:54)
Faly miarahaba ireo namana" Musulman" tratran'ny Ramadan e!! Ba betsaka daholo Salam aleykum! Ramadane moubarak
[img]http://idata.over-blog.com/0/31/69/55/gifs/giiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiffffffffff...
suite
répondu par tiavanafi le 10/11/2012 16:36
Radidier
(
16/07/2010 14:43)
"Ny kibo hono tsy mba lamosina ary ny tsinay tsy mba vatsy" ,"raha noana ny kibo mivezivezy ny fanahy", "tsy ny kely atolotra no jerena fa ny fo manomé"
Misy vary 50 tonnes ho anareo ao Vatovavy Fito...
suite
répondu par vale le 16/07/2010 21:26
ni81
(
30/05/2010 09:32)
Miarahaba ny vehivavy rehetra @ izao fetin'ny reny izao!
...
suite
répondu par MialyRajoel le 30/05/2010 22:17
maeva74
(
19/05/2010 09:06)
Miarahaba ny namana rehetra teraka volana mai tratry ny tsingeritaona e!!!
Fisaorana no asetry ny firariantsoa rehetra .
Ba betsaka daholo
[img]http://i72.servimg.com/u/f72/12/52/45/29/teddy...
suite
répondu par bobone le 09/06/2010 06:40
AndriambyII
(
02/05/2010 23:24)
Mila fanampiana azafady indrindra , AVC à 60 % de M.Stephane Allard 70aine ,région de Metz à Stiring soin immediat urgent .Appels aux âmes de bonne volonté SVP!!...
suite
répondu par sakaizakely le 03/05/2010 13:04
maeva74
(
31/03/2010 16:46)
Mirary paka finaritra ho antsika rehetra dia enga anie hitondra filaminana ho an´i tanindrazantsika ity paka ity.
Ba betsaka daholo
[img]http://pastille.p.a.pic.centerblog.net/v4o44xop.jpg[/img...
suite
répondu par tywa68 le 01/04/2010 18:14
ANDRITSARA
(
18/03/2010 14:00)
répondu par soanja le 31/03/2010 22:31
