Firariantsoa, Fankaherezana

ANARIM ( 29/01/2010 09:21)
tsoda be bonannif malalako d bisou koa andry kely arabaina vita batemy! mirary soa be dia be! tvtb AMM... tohiny
novalian'i sipagasy ny 29/01/2010 21:27
botretrai ( 03/01/2010 09:54)
faly miarahaba antsika rehetra ato :à namana tratry ny taona vao2.ho taona smbatra hoantsika rehetra anie ity taona ity ka mba ny soa hatrany no hirariantsika ary indrindra mba samy hanana fahasalama... tohiny
maeva74 ( 29/12/2009 18:57)
Mirary faran'ny taona finaritra ho antsika rehetra dia samy ho tratrin'ny taona vaovao daholo (l) (l) (l) (l) [img]http://tigresse004.t.i.pic.centerblog.net/h21qvctl.gif[/img] ... tohiny
novalian'i ANARIM ny 21/01/2010 12:18
rakaroka ( 18/11/2009 05:27)
(l) (l) (l) :-* :-* :-* (l) (l) (l) [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/3d-souffle-coeur.gif[/IMG]... tohiny
novalian'i ni81 ny 18/11/2009 20:22
maeva74 ( 31/08/2009 04:50)
Fetinao androany koa dia mirary soa e! Andriamanitra hanome izay hiriana dia mitomboa fahendrena koa Maeva74 :-* :-* (l) ... tohiny
novalian'i milaibe ny 04/10/2009 07:35
hana ( 12/08/2009 23:55)
Miarahaba anareo mivady nomen'Andriamanitry ny fara eh. Ny Tompo anie hitantana ny dianareo hatrany, ary handrotsaka ny fahasoavany manana amby ampy hijoroanareo hatrany ho voninahitry ny anarany. M... tohiny
novalian'i Envy7 ny 02/09/2009 07:19
endrika01 ( 05/08/2009 06:32)
Mirary fety sambatra,hoany namana serasera rehetra mankalaza tsingerin-taona ,nahaterahana aminity volana Aogositra ity e! :-P... tohiny
novalian'i endrika01 ny 13/08/2009 08:56
endrika01 ( 21/06/2009 04:32)
Miarahaba , mirary soa sy fahombiazana hoany Ray rehetra ato am serasera.Na zoky ianao,na zandry! Atolotra iany koa ny Arahaba hoany raim-pianakaviana rehetra tsy an-kanavaka! (l)(l)(l)... tohiny
novalian'i endrika01 ny 24/06/2009 11:51
ari.malala ( 05/06/2009 14:23)
Miarahaba ny reny rehetra eto @ serasera ny tenako ary mirary soa hoantsika rehetra hahavita be @ fitaizana sy fanabeazana ny sombin'aintsika :)... tohiny
milaibe ( 27/05/2009 05:05)
Bon annif Mimhie ,de mirary zay rehetra mahafinaritra ho anao ny akama rehetra :-* :-* ... tohiny
novalian'i Mimhie ny 29/05/2009 06:03
xxx ( 25/05/2009 05:41)
(l) Joyeux anniversaire, C'est le monde à l'envers: C'est le temps qui vieillit, Et toi, Tu rajeunis... (l) (l) ... tohiny
xxx ( 18/05/2009 22:08)
D'un admirateur à Maeva74 Miarahaba anao tratry ny fetinao ny tenako na dia tsy nahazo valina sms ary dia miarahaba hatrany. Ba betsaka (l) (l) (l) ... tohiny
Belami ( 08/05/2009 19:28)
novalian'i bobone ny 09/06/2010 06:44
soanja ( 19/04/2009 19:10)
Miarahaba sy manoroka an'i Bila amin'izao andro fetinao izao. Soanja mivavaka hatrany ny momba anao! :-* :-* :-* :-* (l) (l) (l) ... tohiny
fraj ( 19/03/2009 13:40)
ny tenako d mankaery sy mampionina ireo tim rehetra fa mahaiza mionina fa zay no zava nisy ka tsymaintsy arahina @atsakany sy andavany ny tenako neutre ka mahereza! :lol: ... tohiny
soanja ( 21/02/2009 16:02)
Miarahaba an'i Dailynews tongavahiny kely. Mirary soa indrindra ho anareo ary maroroa taiza. Hitombo hatrany anaty fifaliana sy fahendrena ary fahatontosana feno anie ny fara mandimby! Soanja tsy ... tohiny
novalian'i tywa68 ny 22/02/2009 07:49
ari.malala ( 19/02/2009 05:57)
Bonaniversera Fa de mirary soa hatrany, hitombo hery sy tanjaka ary fahasalamana hatrany fifanatitra sy hifampitolona am Nirin hihihi! kiss akia a! :-* :-*... tohiny
novalian'i marindra ny 21/02/2009 15:00
sipagasy ( 06/02/2009 11:45)
Tsy hay ny hanafina hafaliana @ izao nahatongavan'i Aina izao ry izy mivady koa dia miara-paly aminareo ny eto @ serasera e!!! Maroroa taiza ô! http://hery.blaogy.com/post/4/5976 Arahabaina i ... tohiny
novalian'i fraj ny 19/03/2009 13:50
roxanaha ( 17/01/2009 14:39)
Enga anie samy ho tonga @ tanjona iriany avokoa ny malagasy rehetra tsy ankanavaka na ny any dago na ny aty ivelany, n'aiza n'aiza misy azy!! Misaotra manokana ireo namaly ny lohahevitra" vehivavy tsy... tohiny
gasyjean ( 05/01/2009 13:16)
Dia samy tratry ny taona daholo indray ary hono ,io no andian-teny reha matetika rehefa mifarana toy izao ny taona, dia ny valiny mety ho azo moa avy eo dia ny hoe" samy tratry ny ho avy" satria ny ha... tohiny
novalian'i xxx ny 06/01/2009 16:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4592