taona vaovao 2010

1. botretrai ( 03/01/2010 09:54)
faly miarahaba antsika rehetra ato :à namana tratry ny taona vao2.ho taona smbatra hoantsika rehetra anie ity taona ity ka mba ny soa hatrany no hirariantsika ary indrindra mba samy hanana fahasalamana daholo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2498