Happy Birthday Maeva74

1. xxx ( 18/05/2009 22:08)
D'un admirateur à Maeva74
Miarahaba anao tratry ny fetinao ny tenako na dia tsy nahazo valina sms ary dia miarahaba hatrany. Ba betsaka (l) (l) (l)
2. maryline ( 19/05/2009 12:51)
Faly miarahaba anao aho tratrin' ilay fetinao, mialatsiny fa somary tara kely vao hita, dia mitomboha fahendrena hatrany. ba betsaka (l) (l) (l) :*
3. maeva74 ( 23/05/2009 10:23)
Miala tsiny bedabe fa izay vao hitako ilay firariantsoa, dia misaotra anareo nahatsiaro,mialatsiny raha tsy voavaly ny hafatrao ry xxx, ary iza moa kay ianao e! toa tsy tsaroako hoe tsy namaly anao aho, mbola misaotra ihany dia hitombo fahendrena tokoa. :* :* :*
4. tsiambaratelo ( 27/05/2009 15:34)
Miarahaba an i Maeva74 tratry ny tsingerintaona ! Mialatsiny raha tara be vao nandefa ny arahaba! Mino aho fa nafapana mintsy ny fety tany Bresil tany! Dia ho tratry ny aminy heritaona njay e ! (l) (l) (l)
5. tsiambaratelo ( 27/05/2009 15:41)
Miarahaba an i Maeva74 tratry ny tsingerintaona ! Mialatsiny raha tara be vao nandefa ny arahaba! Mino aho fa nafapana mintsy ny fety tany Bresil tany! Dia ho tratry ny aminy heritaona njay e ! (l) (l) (l)
6. milaibe ( 27/05/2009 19:11)
Na efa nataoko mamibe aza t@ iny de averiko eto ndray é, :-* :-* :-* :* (l) (l)
7. maeva74 ( 28/05/2009 08:57)
Misaotra anareo nahatsiaro, dia mirary soa anareo ihany koa, dia ho raisiko am_ pitiavana be foana ny rehatra avy aminao ry milaibe :-* :-* :* :* sy ny rehetra koa tsy diso anjara amin' izany :-* :-*
8. maeva74 ( 28/05/2009 09:05)
tsiambaratelo:

Miarahaba an i Maeva74 tratry ny tsingerintaona ! Mialatsiny raha tara be vao nandefa ny arahaba! Mino aho fa nafapana mintsy ny fety tany Bresil tany! Dia ho tratry ny aminy heritaona njay e ! (l) (l) (l)


tsy ny fahatarana aky no zava- dehibe fa ny fahatsiarovana ka dia misaotra betsaka andry, nahafinaritra ka, dia samy tratry ny fetiny avokoa ny tsirairay


:-* :-* :-*
9. tsiambaratelo ( 29/05/2009 17:56)
De bon Anniv hoany namana rehetra manana tsingerintaona taminity volana Mey ity e (l)(l)(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.309