Bon anniversaire Endrika

1. maeva74 ( 31/08/2009 04:50)
Fetinao androany koa dia mirary soa e! Andriamanitra hanome izay hiriana dia mitomboa fahendrena koa
Maeva74 :-* :-* (l)
novalian'i milaibe ny 04/10/2009 07:35
2. Mimhie ( 31/08/2009 05:45)
Androany ilay andro malaza ve akia? de arahabaina izany e! de aza hadino ny gatôako a! :-* :-* :-* :-*
3. ni81 ( 31/08/2009 06:08)
Dia arahabaina ry endrika01 a! Mbola ho tratry ny 100 manaraka indray e! :) :-* :-*
4. fahamarinana ( 31/08/2009 06:45)
:arrow: tratra soa ny niany ity ary endrika01 an ! :-* (l)
5. endrika01 ( 31/08/2009 09:36)
Maeva74>misaotra mahatsiaro e! ;-)
6. endrika01 ( 31/08/2009 09:39)
Mimhie:

Androany ilay andro malaza ve akia? de arahabaina izany e! de aza hadino ny gatôako a! :-* :-* :-* :-*



Mimhie> efa nalefako any akia ny anjara gato hoanjy a (l)
7. endrika01 ( 31/08/2009 09:52)
ni81:

Dia arahabaina ry endrika01 a! Mbola ho tratry ny 100 manaraka indray e! :) :-* :-*



ie,dia samy ho tratry ny aminy heritaona avy e,(l)
8. endrika01 ( 31/08/2009 10:03)
ni81:
Dia arahabaina ry endrika01 a! Mbola ho tratry ny 100 manaraka indray e! :) :-* :-*
ie,dia samy ho tratry ny aminy heritaona avy e,(l)
9. endrika01 ( 31/08/2009 10:12)
fahamarinana:
:arrow: tratra soa ny niany ity ary endrika01 an ! :-* (l)
faha>:roll: volana Aogositra zany ny tenanay no teraka e,de fety aby ny 1Aogositra->31 Aogositra,hi hi.De isaorana be d be ireo namana serasera tonga,mety tsy ho afaka ny ilaza ny ps ndry zareo e!Ny mpanolotra ny dinika alou de isaorana be,fa anisany tonga iany kou. maeva74 andefaso sokolahy iany raha mbola misy ao aminjy ao ,miam! Efa laniko lay nomendry .
10. milaibe ( 04/10/2009 07:35)
bon annif endrika01,tsy adino na dia somary taraiky aza é,
voarainao ihany ve kadô nalefako ,le gatô aloha natsiro be e,
M'saotsa é, mirary fahasalamana sy fahobiazana hatrany ho anao :-* (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2156