Bonanif Fa (ftma)

1. ari.malala
(
19/02/2009 05:57)
Bonaniversera Fa de mirary soa hatrany, hitombo hery sy tanjaka ary fahasalamana hatrany fifanatitra sy hifampitolona am Nirin hihihi! kiss akia a! :-* :-*
novalian'i marindra ny 21/02/2009 15:00

3. fahamarinana
(
19/02/2009 09:13)
:arrow: Dia tratra antitra am-pitiavana be zany i ftma..mirary soa ho anao ! :) (l)

4. marindra
(
19/02/2009 22:14)
je t'aime foana njy ry Fa cherie de bonne fete e lol :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*

5. ftma
(
20/02/2009 07:43)
Misaotra anareo nahatsiaro :-*
marindra je t'aime foana koa na dia lavitry ny maso aza lavitry ny fo :wink:
marindra je t'aime foana koa na dia lavitry ny maso aza lavitry ny fo :wink: