ny gasy tsara lavitra noho ny vahiny

1. fanevapatty ( 14/05/2012 13:24)
amiko alo isika gasy mbola hafa iany e! sa aona ozinareo?
novalian'i bazylou ny 26/03/2014 09:24
2. Veloo ( 14/05/2012 17:38)
marina izany, zay ny maha gasy antsika
3. ded.kitty ( 15/05/2012 11:35)
Amin'ny maha mpiray tanindrazana azy no hitiavako ny gasy. Ankohatr'izay dia tsy hitako hoe tsara na ratsy nohon'ny olon-kafa eto ambonin'ny tany ny gasy. Misy ny gasy tsy mamely, misy ny tena milay, ny hakamaroany eo anelakelany.
4. bazylou ( 26/03/2014 09:24)
Marina izany. Fany gasin andafy efa lasa gasy mitohana sy mitokana mihitsy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5916