milay korazy

1. sitlo ( 25/08/2010 18:02)
Mba encourageo aloha fa ohatra ny ngoma ny tanĂ na be izany
novalian'i ndyfanie ny 12/11/2010 06:01
2. hery ( 27/08/2010 11:32)
Mba mandalondalova ihany any fa aza de variana be aty e :-)

Ny sipakely taloha tany aza zao efa ramtoa daholo... sady mbola tratran'ity krizy krizy ity, tonga dia antitra daholo :-(
3. pissoa ( 30/08/2010 12:51)
courage ra-sitl a hi hi hi ! Dia izay mihitsy e, mba mamangy tanana ihany rehefa afaka e !
4. sipagasy ( 12/09/2010 18:45)
hihihihih mba mahita tenenina koa ity hery ity kannnn
5. Lejoba ( 12/09/2010 19:28)
ventsoy ny hiranao raha manin-te hody e!!!!!!!!!!!
6. soanja ( 06/10/2010 03:50)
Mila mandeha mitety tany hafa kely dia ahita fa mahafinaritra toy ny amintsika ihany koa ny toerana hafa ary betsaka ny zavatra hita sy azo tovozina hampanitatra ny saina tsy hikatso amin-javatra iray!
Aza manam-be eeee
7. ndyfanie ( 12/11/2010 06:01)
kourazy fona e! dia aza malahelo fa ataonay tsara ambina ny tanana fa mbola eo kou ry milou sy ny forongony e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5444