JOYUESE ANNIVERSAIRE (endrika01-tsiambaratelo)

1. oliviah ( 31/08/2008 08:27)


mirary anniversaire milay be aki zoky a!hitondra soa sy faombiazana :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* ho anao ny zandry kely de ny fianakams
rehetra tsimanadino iany koa .manaova fety sambatra akia bizoumamibe. :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :*
2. Aino ( 31/08/2008 09:11)
joyeux aniff ndry :-* :-* :-* :-*
3. endrika01 ( 31/08/2008 09:26)


Oliviah>mhhhh,de aiza ny cadeau-ko,hi i hihi
tanjemo hadino lay vetsovetso kely iny ary a,
Misaotra ankia zandry tsy foiko a! (l) (l) (l)
4. endrika01 ( 31/08/2008 09:27)



Aino>Mcei anki manjakely a! (l) (l) (l)
5. lazounet ( 31/08/2008 09:41)
Tratry ny andro nitsikerenan'ny andro nahaterahanao ianao (4 X) Endrika 01.
bizou be dia, alefako ny cadeau fa alefa aiza moa? any Liban sa any MAdagasikara? ny tiako tenenina hoe any amin'i Tsiambaratelo sa any amin'i Endrika? sao miady ry zareo mantsy.
=)) =)) :* :* :*
6. fahamarinana ( 31/08/2008 09:58)
:arrow: tratra antitra retsy a...dia mirary soa e.. :-* (l)
7. endrika01 ( 31/08/2008 10:10)
lazounet:

Tratry ny andro nitsikerenan'ny andro nahaterahanao ianao (4 X) Endrika 01.
bizou be dia, alefako ny cadeau fa alefa aiza moa? any Liban sa any MAdagasikara? ny tiako tenenina hoe any amin'i Tsiambaratelo sa any amin'i Endrika? sao miady ry zareo mantsy.
=)) =)) :* :* :*



Aty aminah alefa laza a,aza omena an'i tsiambaratelo zany,hi hi hi
sssshuuutttt,izy masiaka be!Misaotra e,mankasitraka! (l) (l) (l)
8. oliviah ( 31/08/2008 10:20)
endrika01:



Oliviah>mhhhh,de aiza ny cadeau-ko,hi i hihi
tanjemo hadino lay vetsovetso kely iny ary a,
Misaotra ankia zandry tsy foiko a! (l) (l) (l)


aleo tonga de any aminy dada sy mama ndry mitaky an'io e!
9. tsiambaratelo ( 31/08/2008 10:30)
oliviah:



mirary anniversaire milay be aki zoky a!hitondra soa sy faombiazana :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* ho anao ny zandry kely de ny fianakams
rehetra tsimanadino iany koa .manaova fety sambatra akia bizoumamibe. :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :*



Mankasitra,mankatelina dia samy ho ambinintsoa daholo ny namana havana ,rehetra :* :* :* :* :* :* :* :* :*
10. tsiambaratelo ( 31/08/2008 10:32)


Oliviah,Aino,Lazounet,Fahamarinana>Mankasitraka e,dia mirary soa hoantsika
aby! :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :*
11. xxx ( 31/08/2008 14:20)
Firy taona izao i Endrika sy Tsiambaratelo?
12. simplex ( 31/08/2008 15:13)

mirary soa ee :-* :-*
13. endrika01 ( 31/08/2008 15:52)
xxx:

Firy taona izao i Endrika sy Tsiambaratelo?



zay tian'ny i xxx e,mety aby iiiiiiii (l) (l) (l)
14. endrika01 ( 31/08/2008 15:54)
simplex> Sotsô ô! (l) (l) (l)
15. tslem ( 01/09/2008 07:29)
Hay moa ka verseranjy ry tsiambaraendrika? aôna moa lé fitenin-dry zareo vazah? d arahabaina zany dia ho tratry ny mitsingeringerina ndray e! :-* :-* :-*
16. tywa68 ( 01/09/2008 09:08)
mirary soa ho an'i endrika01 e Bon anniversaire :-* :lol:
17. sonibi ( 01/09/2008 11:22)
JOYEUX ANNIVERSAIRE E! de firy ny labozy tsofina ?
18. endrika01 ( 01/09/2008 13:55)
tslem:

Hay moa ka verseranjy ry tsiambaraendrika? aôna moa lé fitenin-dry zareo vazah? d arahabaina zany dia ho tratry ny mitsingeringerina ndray e! :-* :-* :-*



Misaotra e,da samy ho tratriny Mitsingeringerina e!(l)(l)(l)
19. endrika01 ( 01/09/2008 14:12)
[quote=tywa68]
mirary soa ho an'i endrika01 e Bon anniversaire :-* :lol:
[/quo
20. endrika01 ( 01/09/2008 14:15)
Tywa68>(l)(l)(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2192