JOYUESE ANNIVERSAIRE (endrika01-tsiambaratelo)

21. endrika01 ( 01/09/2008 14:22)
sonibi:

JOYEUX ANNIVERSAIRE E! de firy ny labozy tsofina ?

Mbôla tsy nitsoka labozy zah,fa atambatra @an i oliviah.Telopolo mahery ndray ho tsofina(l)(l)(l)
22. Zozoro ( 01/09/2008 17:10)
Miarahaba anao amin'izao fitsingerenan'ny nahaterahanao izao. Dia tena manantena ny fanohizanao amin'ny fanoratana tononkalo. Mahafinaritra tokoa.

Ny fotoana anio izao
Dia ora, andro, volana ho anao.
Ka hitondra hafalina
Tsiky, kalo mahalina
Ka hitohy hatrany hatrany
Ka ho haingon'ity tany
Ilay endrika sarika
Toa masoandro mibaliaka.

:) :) :)
23. endrika01 ( 01/09/2008 20:05)
Zozoro:
Miarahaba anao amin\'izao fitsingerenan\'ny nahaterahanao izao. Dia tena manantena ny fanohizanao amin\'ny fanoratana tononkalo. Mahafinaritra tokoa. Ny fotoana anio izao Dia ora, andro, volana ho anao. Ka hitondra hafalina Tsiky, kalo mahalina Ka hitohy hatrany hatrany Ka ho haingon\'ity tany Ilay endrika sarika Toa masoandro mibaliaka. :) :) :)
Misaotra anao indrindra,aminy teny fiarabana.Tena kanto sy mirindra,feno hazavana. Zozoro amoron-drano,mora tazan ny rehetra.Angamba tsy ho angano,lay firariana tsy mana-petra(l)(l)(l)
24. tsiambaratelo ( 03/09/2008 15:31)
endrika01:

25. Lejoba ( 03/09/2008 15:43)
tara be zah fa dia bon anniversaire i toi
tandremo sao voan'ny roquette ilay gâteau. Nandeha t@ sortien'ny gasy T@ alahady ve i Endrika01 ? Dia nahazo kadô bedebe? Sa bizz mamy be?
:-* :-* :-*
26. tsiambaratelo ( 04/09/2008 08:55)
Lejoba:
tara be zah fa dia bon anniversaire i toi tandremo sao voan\'ny roquette ilay gâteau. Nandeha t@ sortien\'ny gasy T@ alahady ve i Endrika01 ? Dia nahazo kadô bedebe? Sa bizz mamy be? :-* :-* :-*
Tena tsy nande izy,fa mbola miandry ny sortie manaraka,mbola maro be anié ny sortie é.Aminy 21Sept misy miaraka @Eglise Catholic Ste Elie(Franciskaine)Anthelias,misoratra anarana mialoha ao amin-dry Mompera zay andeha,mba ahafana milaza ny frais.Miankina @habetsahany handeha.Ny Sortie manaraka miaraka @Communauté makany CEDRE na Baalbeck.Mbola miandry circulaire vita tampon ny Consul vao midaka amzay au moins en sécurité kokoa.Samy manana ny safidiny io e.Tsy mbola nisy gateau alou lejoba a,tongava @28Sept!Amzay vao mitsoka labozia!Efa mba tafidina Beyrouth daholo @zay ny gasy rehetra niakatra any @Montagne t@ity ETE ity.:-P:-P:-P
27. laln ( 07/09/2008 08:04)
salut joyeux anniversaire aky cheri a,tsy manana zavatra atolotra fa bizou be de be de enga mba ho tratry ny taona mitsingeringerina njay de notre amitie durera tres longtemps (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)
28. Vitsikakely ( 07/09/2008 09:40)

Hendre tsara malala a,
Any an-tany tsitako aaany,
matoky anao aho.
Arabaina aki na tara aza ny firariana.tiko be ela. :* :* :* :* :* :* :* :* :* :* :*
29. tsiambaratelo ( 07/09/2008 14:46)

laln>Merci be da be ankia a,isan'andro anie azo lazaina ho Anniv foana e!

mieu vô tara k zamé :-D :-D :-D :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
30. tsiambaratelo ( 07/09/2008 14:48)
Vitsikakely> faovian-tany zay,mangingina a,ny azy moa i endrika01
foana no fantany fa zah hono masiaka :-P

Arabaina aki na tara aza ny firariana

tsy mbola tara kah,mbola @ fin de mois aza vao mitsoka labozy kou. :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
31. nnamerina ( 14/09/2008 09:06)
manahona mialatsiny aky zao aho vao nahafatatra miraray fety sambatra hoana ane izany andriamanitra hitantana dia nao mandrakariva veloma @ manaraka indray
32. tiff ( 14/09/2008 09:09)
firy taona ndry am io mrary soa kia de tsy manadino am bavaka namana serasera tiff
33. Lejoba ( 15/09/2008 12:10)
firy taona @ ahoana ary? izany koa ve dia fanontany sipa, raha tiany holazaina efa nodradradradrainy teto t@ voalohany :twisted:
34. ni81 ( 15/09/2008 12:25)
firy taona @ ahoana ary? izany koa ve dia fanontany sipa, raha tiany holazaina efa nodradradradrainy teto t@ voalohany
hum masiaka mihitsy mibedy an! :-D
35. fahamarinana ( 15/09/2008 15:15)
:arrow: :-D :-D (l)
36. tsiambaratelo ( 15/09/2008 16:04)
Misaotra ry zareo a,ny wé firy taona?Tsy aleo ve atao wé entre 7et 77ans
37. endrika01 ( 25/09/2008 17:41)
ni81:

firy taona @ ahoana ary? izany koa ve dia fanontany sipa, raha tiany holazaina efa nodradradradrainy teto t@ voalohany
hum masiaka mihitsy mibedy an! :-D

Tsy maninona reh a,izay itiavanareo ny taonako mety avy .Jerijereo @endriko ao de ho fantatrareo ny tsiambara telony hi hi :D
38. endrika01 ( 25/09/2008 17:43)
ni81:

firy taona @ ahoana ary? izany koa ve dia fanontany sipa, raha tiany holazaina efa nodradradradrainy teto t@ voalohany
hum masiaka mihitsy mibedy an! :-D

Tsy maninona reh a,izay itiavanareo ny taonako mety avy .Jerijereo @endriko ao de ho fantatrareo ny tsiambara telony hi hi :D
39. vale ( 27/09/2008 21:47)
JOYEUX ANNIV NAREO 2 VAVY!!!!!! BIZOUS BE DE BEEEEEE... :-* :-* :-* :-* :-*
(Tiko ho fantatra fotsiny: kambana angah nareo? tena mitovy be manko????) :wink: :-* :-* :-*
40. tsiambaratelo ( 01/10/2008 12:32)
Vale> Misaotra e tena lasitra iray mintsy kah, :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1443