Firariantsoa, Fankaherezana

kzy ( 02/12/2006 02:28)
Tsy kzy gasy aho fa mpanala azy, ohatra ny mahafinaritra ahy ity takelaka ity. Raha ho faty ianao aza malahelo fa ho maro ny hisolo ny toeranao.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/12/2006 18:56
soua ( 30/11/2006 14:10)
Manao ahoana daholo. Mpikambana Vaovao be izaho.... tohiny
novalian'i ciscah ny 16/12/2006 11:15
Yrrah ( 30/11/2006 10:30)
:oops:manaona daoly ny namana retra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/12/2006 09:29
zafimanj ( 26/11/2006 18:37)
Salut daholo Gerald Zafimanjaka no anarako. Mpikambana vaovao ato @ serasera aho ka mba mitady namana hifaneraserana na vavy na lahy. Aty Chapel Hill, North Carolina aho no mipetraka. Herintaona no ... tohiny
tsaiva ( 22/11/2006 14:55)
miarahaba anareo ry zareo an, za reto efa efa be no tato fa mbola tsy mahita namana foana, afaka misy mamaly ahy ve nareo, je vous promet quon serais des bonne amie ... tohiny
novalian'i kelly13 ny 29/11/2006 21:15
mioucool ( 22/11/2006 08:09)
za reto efa ela b no tato fa d manirery fona a hatramzao e!:cry::cry: mila anareo a!!:P d manantena kou e!:roll:... tohiny
aigredoux ( 03/11/2006 14:51)
Miarahaba antsika namana rehetra eto @ serasera. Tsy manan-kambara betsaka aho fa faly tonga eto @ ty toerana ty mba hitafa sy hidinika ary hifampizara ny manta sy masaka. Mirary serasera mahafinaritr... tohiny
novalian'i Tsingatsa ny 07/11/2006 12:30
haria ( 03/11/2006 08:58)
Salama e!faly be aho tafiditra amin'ity serasera ity.Mbola tsy dia misy ambara firy fa vahiny,tsy aritro fotsiny ny tsy hilaza ny ato am-poko dia mba nanoratra aho.Sa ve ilaina ny hamantatra ny momba ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/01/2007 13:00
fasaly ( 22/10/2006 13:56)
izaho dia namana efa tonta fa te ho namana vaovao! mety ve izany????:roll::°)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/01/2007 07:39
Tsingatsa ( 19/10/2006 14:17)
:?:Miankina amin'ny fahavononana hihaino ny hafa ny fifandraisana... tohiny
novalian'i Tsingatsa ny 03/11/2006 07:35
Sahoby17 ( 17/10/2006 10:17)
Salut, TIako enao satria Malagasy toa ahy ary tena tiako ra ho namako Ka mandray anao ary aho:D(l) ... tohiny
novalian'i epsedo ny 19/06/2007 17:36
vani ( 13/10/2006 10:11)
:D very a! tsisy azokotsony ny fandehan'ity serasera ity fa za vaovao! :( mba azavao ana fa te-hi chat a zé mazoto amaly! merci vani... tohiny
novalian'i tslem ny 19/10/2006 11:47
dylan007 ( 11/10/2006 08:00)
mety ho vao² amintsika angamba hoe maninne ary lery io no miresaka pôlitika fa mba ampisy hevitra vao² eto @ forum eh , ra8 ve ry zareo matahotra ny ho resin'i pierrot no tsy avelany miditra @ tana... tohiny
novalian'i Tsingatsa ny 07/11/2006 12:50
alvo ( 10/10/2006 16:05)
Manaona daol Za d ol tsy miasa fa mitaiza ny zanako ato antrano. Mba mila namana iresahana hanalana andro fa henjana le fitaizana. D misotra mialo.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/12/2006 20:34
Lejao ( 05/10/2006 10:28)
:P tsy tsara ve ra misy mpinamana maromaro mba miady hevitra, mifampizara hevitra ary mifanampy ko ra hilaina zany. Lejao... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/10/2006 13:11
leah ( 03/10/2006 03:44)
akory aby! leah no anarako ary zaho american. izao mipetraka aty etas unis, fa taloha zaho nipetraka tany madagasikara. Tany m/car, nampiasa niarak'aminy peace corps (am ville mananara nord), ary mba ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/12/2006 17:02
Ndremax ( 30/09/2006 11:23)
Tafaverina eto amin'ny serasera indray aho. Isaorana anie Andriamanitra. Miarahaba ihany koa ny namana rehetra. Mahereza e !... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/10/2006 08:01
fiderana ( 27/09/2006 15:35)
Miarahaba an-tsika rehetra, eto dia tsy mbola mitaky sary, fa na izany ary mba fenoy ny mombamomba anao rehetra, indrindra mitady namanana mahafinaritra ianao, fa tsy misy dia manaikitra loatra eto, ... tohiny
novalian'i fiderana ny 11/10/2006 12:09
nanatif6 ( 27/09/2006 10:41)
:D[b]Bold text[/b]... tohiny
novalian'i berika ny 03/11/2006 09:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.09