Firariantsoa, Fankaherezana

kyps ( 05/08/2006 18:30)
sali doly ! tena milay le serasera e! de faly tafiditra tsara eto zany! mbola ho fenohina ny momba fa aleo kalou hitazana kely ! :)... suite
répondu par cutie le 18/09/2006 23:25
litakelinineny ( 01/08/2006 07:48)
efa ela izay no mba nanandramako niditra tamin'ny serasera ary efa naharay presudo sy ny teny miafina aza aho saingy tsy nety foana. Eny e Efa tafiditra aho izao saingy indray toa "litakely bongo maso... suite
répondu par arson le 18/08/2006 07:14
safid ( 29/07/2006 06:49)
Bonjour, je un homme de 37 à 40ans ... suite
répondu par volana1 le 06/09/2006 13:53
xxx ( 25/07/2006 13:38)
Misy Mgasy telo mianaka( mpampianatra any Dago izy mivady)nahazo green card. Tsy manana olona hivantanana . sao dia mba misy afaka afaka mandray azy ianareo any Amerika? Mba lazao eto azafady. Misaotr... suite
répondu par Herimiafina le 05/08/2006 14:31
xxx ( 25/07/2006 13:33)
Misy doko Mgasy te-hanokatra cabinet medical ao Paris. Sao dia mba misy afaka manampy azy ianareo izay toerana tsara tokony halehany na manampy ara-toro-hevitra.Misaotra mialaoha... suite
répondu par Mitah le 03/08/2006 14:07
unjila ( 24/07/2006 18:17)
de tena akory atao fa tena drabadraba ihany kay mo mila mi -presenté hoe vaovao za ka dia manatena ny fanapianareo é... suite
répondu par arson le 01/08/2006 12:18
chen ( 23/07/2006 14:10)
Tena tiako dia mamorina club na fanatanjahatena eto Madagasikara satria hitako tena betsaka olona.:arrow:... suite
répondu par sarobidy le 17/08/2006 06:45
piacer ( 19/07/2006 11:15)
za ko zany vao niditra d manantena fa tena ho anmana tokoa nareo rehetra... suite
répondu par arson le 01/08/2006 12:27
texminetsal ( 15/07/2006 19:52)
Salut daholo eh! mba mila anareo efa mpikambana izahay fa mbola naivo be nefa te hanao zavatra! sô de tokony asiana permanence handray izay mpikambana vaovao! hi hi hi:lol::lol::lol:... suite
répondu par arson le 01/08/2006 12:35
Nytoh ( 14/07/2006 07:26)
:D:DSalut e!vao2 be ny tenako ka mba mila akama hifampitafatafa e!hifampizara ny tsiky sy tomany e!zay fa miandry antsika hifampidinika.Courage jiaby e!... suite
répondu par dadabe le 22/07/2006 15:03
labelkely ( 12/07/2006 08:39)
salut nareo! zao koa le vaovao atoa mba te hisafasafa miaraky aminareo koa zahy atoy koa mangiky ka mba mila nama koa zay moa le fa bakeo koa karaha mba matariky koa ngy nama ato zao? OK MOA... suite
répondu par labelkely le 25/07/2006 08:07
touky ( 12/07/2006 08:12)
Bjr daholo, Za zany vaovao e,eto @ net no asako de mitady olona hiresadresaka sy hifampizara ny zava-misy é,ny mahafinaritra,ny mampalahelo,zany hoe tena namana e,mino aho fa mazava ny tiako ambara,... suite
répondu par arson le 02/08/2006 04:58
LazaDaddy ( 06/07/2006 00:38)
nomen'ny sasany "anaram-bositra" vaovao be moa ny tenanay tato ho ato, ka dia mba misora-tena ho "namana vaovao" na dia tsy foy aza ny tena anarana fampiasa eto. hahaha! Kanefa tsy midika inona akory... suite
répondu par arson le 14/07/2006 10:44
dailynews ( 05/07/2006 01:13)
sao dia misy gasy io toerana io ? mba hilazao... suite
répondu par Herimiafina le 10/07/2006 18:43
cherinah ( 30/06/2006 12:57)
Manahoana daholo, Mety possible ve ahitana vady eto @ ty site ty ? Te hanadrana aho mantsy sao mba mitsiky amiko ny vintana.... suite
répondu par sarobidy le 10/08/2006 09:59
raemtikoela ( 29/06/2006 11:26)
vao nanandrana nanao fitsidihana tato aho, dia zay no tsapako, sa ahoana hoy ianareo?:P... suite
répondu par raemtikoela le 26/07/2006 11:30
Evah ( 27/06/2006 09:48)
Manaôna daôl! faly tonga eto @ sera2 forum D mbô manatitra fiarabana D manatena hi sera2 @ reetra :) iny hono D ampy ô!... suite
répondu par bogosi le 01/07/2006 13:27
raambao ( 21/06/2006 16:08)
salut dol nareo an zah ve rangah vaovao be de miangavy hono oe mba valio de misaotra indray godana be anareo:wink::roll:... suite
répondu par prime le 28/06/2006 09:59
bonnechance ( 14/06/2006 14:34)
Mba maniry hiserasera amina gasy mipetraka eto Annemasse aho e. Hafa ihany manko zany hoe mba mifanerasera amin'ny mpiray tanindrazana amin'ny tena zany. Dia miandry anao ary aho e. Mandrapihaona.... suite
répondu par xxx le 07/07/2006 19:59
iaviantsoa ( 14/06/2006 11:48)
Raha efa manambady, possible ve hoe mpinamana madio ny lahy sy vavy iray , mifankahita isanandro mifampizara ny manta sy masaka ... tokony ho saro-piaro ve ny tompombady ? Mila valiny e... suite
répondu par arson le 11/07/2006 05:15
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0368