Firariantsoa, Fankaherezana

sera2 ( 11/06/2006 13:09)
Manaona daol nareo namana retra mitsidika eto.Mila fanampiana avy amnareo za rah mba azo atao sy sitrakareo.Mitady mpiara-mianatra taloha teny ankatso za .Haja no fiantso azy ,reko eto France izy mano... tohiny
novalian'i sera2 ny 01/08/2006 16:44
andria ( 11/06/2006 08:19)
niaraka t@ sipa aho efa ho 2 taona izao dia niteny izy andao hivady dia hoy aho eleo aloha ho nvita ny fianarako (dans 7ans io)dia lasa izy nanambady izy nefa mirevy ahy izaho koa mirevy azy.Mbola man... tohiny
novalian'i andria ny 05/08/2006 11:26
rnjak ( 09/06/2006 10:05)
:D nahona daholo zao ry zareo a! tena efa ela be za no nitady akama fa tsy nahita ka sao de mba misy mahita ho anahy any ho any fa tsy maninona nge na :-*lela na:* vevavy fa mety daholo eh! de mirary ... tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/08/2006 06:48
FONISAHI ( 07/06/2006 09:33)
Faly miarahaba antsika namana rehetra eto amin'ny serasera.ny tenako manantena aho fa ny soa sy ny tsara no hifandraisantsika.Izao aho vao tafiditra ka manantena ny fandraisana tsara avy aminareo rehe... tohiny
novalian'i arson ny 20/06/2006 06:17
rakotorahalahy ( 05/06/2006 06:06)
Dia faly miarahaba anreo mpandridra ny serasera ny tenako noho ny fampidiranareo ny tenako ho anisan'ny mpikamabana. Mbola vaovao ny tenako amin'ity fifandraisana ity, kanefa hiezaka ny handefa sy hi... tohiny
novalian'i arson ny 21/06/2006 05:46
armancl ( 04/06/2006 10:51)
Manahoana daholo ianareo! faly be aho fa tafiditra membre miaraka aminareo; avy aty toamasina aho ka mila namana hifandray amiko; namana hifampizara alahelo sy hafaliana; ary namana tena namana ihan... tohiny
novalian'i prime ny 28/06/2006 10:38
jobsarth ( 02/06/2006 18:38)
tohizo fa tsara e!:lol::lol:mazotoa daholo.Zay fa tsisy hambara... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/06/2006 19:59
tataxx ( 02/06/2006 13:40)
mba faly aho mba te andray anjara @ ity serasera ity dia mba anome soso kevitre mafinaritra ny tahaka izao dia mazotoa miserasera hatrany fa milay be.... tohiny
novalian'i arson ny 13/06/2006 11:41
hasinando ( 30/05/2006 12:34)
Vao zao aho no niditra tato @ site ity de mahafinaritra be ka mba ataovy namanareo aho! ZA ange tsy miavonae... tohiny
novalian'i arson ny 13/06/2006 11:43
honorine ( 22/05/2006 06:51)
Faly miarahaba anareo rehetra Mila namana hifanakalo hevitra ary vonona ny hamaly na lahy na vavy!!! mba manorata moa e!!! ary mba milaza vaovao veloma e!!!!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/06/2006 06:57
dadabe ( 18/05/2006 08:26)
miarahaba antsika rehetra eto @ serasera ny tenako fa zah dia namana vaovao, dia mba toroy hevitra fa tsy mahay e dadabe... tohiny
novalian'i dadabe ny 26/05/2006 09:47
tisera ( 17/05/2006 14:46)
:D Dia faly miarahaba ireo namana rehetra eto @ serasera . org é! Zà zany zao tena vaovao be é! Dé mbola vao mianatra mitsidika sy mampiasa ity takelaka hahafahantsika misera ity. Vao nanokatra ah... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/05/2006 06:41
heriw ( 16/05/2006 18:16)
mba te hahalala bebe kokoa ny fomba ahaizana ny hypnotisme aho fa mba te hahalala bebe kokoa momba azy io mba homeo valiny mahafampoa aho tompoko fa hilaiko mafy raha azo atoo^o[b]Bold text[/b] ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/05/2006 06:03
johany1234567 ( 11/05/2006 11:01)
tsy dia be teny hambara aho fa faly fotsiny tafiditra eto @serasera koa miarahaba anareo namana mpikambana ary indrindra irea mpandrindra ny fandaharana misaotra betsaka nanaiky nampiditra ahy ho mpik... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/06/2006 05:39
ladzy ( 10/05/2006 13:20)
:lol:misy hevitra mahasoa betsqaka ra mazoto miresaka @ ity serasera ity ianao... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/06/2006 05:53
mamafara ( 08/05/2006 10:31)
Faly be tafiditra ho mpikambana eto amin'ity tranonkala ity. Nandeha nijerijery teny amin'ny fetin'ny internet ary nisy nanondro ahy izy ity. Handramako ny hiditra eto, hay tena nety. Isaorako eto ila... tohiny
arson ( 08/05/2006 07:26)
Ny voalohan-tsoratrako angamba dia ny fiarahabanantsika rehetra eto @ serasera na vao2 izany na efa tranainy e!efa ela ihany izaho no saika hiditra tato fa zao vao tafiditra tsy izany mantsy fa izao... tohiny
novalian'i arson ny 01/08/2006 12:39
FARAGELO ( 06/05/2006 06:08)
Tonga tsy miarahaba hono ... , noho izany de MIARAHABA! Vaovao moa ny tena araka izao lohahevitra zao de MIARAHABA, Tsy ho lava koragna satria tsy dia mahay miteny fa raha mikabary in-1 hoatry ny mi... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/05/2006 04:01
xxx ( 05/05/2006 15:47)
misy taratasy gasy/vozongo amidy aty an dafy zao ary maika b... karapapaka2000@yahoo.fr... tohiny
novalian'i Evah ny 30/06/2006 08:47
khaina ( 04/05/2006 10:13)
:)tsy haiko raha mba misy kofa tena mankafy true metal(speed melodique,heavy,power)mba afaka hifanerasera sy hifanakalo vaovao amiko indrindra moa fa ireo vazo tena mahafatifaty ao amin'io karazam-baz... tohiny
novalian'i hniala ny 15/06/2006 07:53
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0514