Firariantsoa, Fankaherezana

ramy ( 21/09/2006 11:05)
Vao samabany no anoratra eto,ary maniry ny mba anana namana tsara eto @ity serasera ity, koa miandry anareo rehetra aho eh !!ary manerana izao tototlo izao an !!!!... suite
répondu par Fiffi le 19/10/2006 06:00
ox ( 19/09/2006 13:51)
Faly aho (tsy anarako io fa faly fotsiny e!),za tena tsy mana-namana mihitsy fa vao teraka vao teo d mba atoroy d tiavo d ampianaro... suite
répondu par Fiffi le 22/10/2006 17:33
tinah2 ( 14/09/2006 15:13)
Tena mahafinaritra ny miditra ato ka mba niditra za e , bnj daolo e... suite
répondu par raniaina le 02/11/2006 19:33
naze ( 13/09/2006 06:24)
Salut! Mbôla vaovao be ahako de tsy mbôla mahita zay atsimo sy avaratra @ ty serasera ity ka mba ampio ry akama akama zay tokony atao e! merci:-P ... suite
répondu par fiderana le 23/09/2006 11:13
andraina7 ( 08/09/2006 06:06)
tonga de:)no iarabako anaroe retsaretsa:!:Za kou mantsy vô vaovao de mbola tsary manana namana mitsy. Za mou r'reto mbô ataovy namana e! Nareo nge ono mafinaritsa be dôlidôly e!OK daholo e^:^... suite
répondu par ninih le 12/09/2006 09:13
tsoah ( 06/09/2006 16:14)
somary talanjona:?: ihany aho fa resy :cry:ny American t@ 1/2 final,efa manomboka enjana ve ny havolentan'ny European sa efa mikoroso fahana kosa ny fahaizana American, iza ary no tena marina mba omeo... suite
répondu par reporteur le 07/10/2006 16:11
ikalabozikely ( 06/09/2006 06:45)
manao ahoana daholo ianareo! za mba te hiresadresaka eto reto a!, de mba manantena anareo an!... suite
répondu par bada le 11/10/2006 06:17
enjanabe ( 04/09/2006 11:11)
Mba te hifandray @ze te hamaly na ze t hiresaka @ko fotsiny e! vao2 d tsy koboko tsara ze tena resaka atao ato fa mba omeo sopapa ze manana e na koa hoe inona no afaka ifampiresahana mba ifampiza... suite
répondu par kelly13 le 12/12/2006 20:10
fens ( 03/09/2006 19:45)
Hono wa, za efa tsy vao² tsony fa mba misy zavatra manitikitika ahy fotsiny:?::?: Iza avy kay ireo mpandrindra ny "site" serasera ho an'ny resaka virtoaly de za avy ireo Birao na Mpandrindra ny nama... suite
répondu par fens le 28/09/2006 04:44
antsotokana ( 30/08/2006 06:55)
Miarahaba anareo rehetra! Izaho izany namana vaovao. Dia mba te-honamanareo rehetra.Aleo izaho ihany aloha izany no hiteny ny tenako hoe "tonga soa leitsy ialahy ry antsotokana". Manantena fihavanana... suite
répondu par kala le 05/09/2006 15:31
bloom ( 29/08/2006 13:17)
miarahaba anareo rehetra atoa anaty serasera.org iao lereitsy. mba mitady namana milay e!ihhihihihi:-D:-D:-D:-D mba vlio milay mo reto a!... suite
répondu par bloom le 06/09/2006 06:40
Fomena ( 28/08/2006 12:10)
Za vao2 dia mba nandray anjar av hatrany tary @ fitiavana sy politika fa tonga de fesona nefa mba te hana-namana... Manao ahoana daholo e...(l)... suite
répondu par Fomena le 06/09/2006 09:01
fhparade ( 25/08/2006 16:13)
za reto vao tonga ka mba mila namana ... suite
répondu par esperance le 09/11/2006 11:23
tarizao ( 21/08/2006 07:46)
:D, salut daholo an, mba te hiresaka amina zatovo tahaka ahy aho. tsy maninona na lahy na vavy. mba hifampizarana traikefa sy vaovao :wink: :-*... suite
répondu par Sahoby17 le 17/10/2006 10:26
harfan ( 17/08/2006 16:11)
:D salut daholo 'za de mitady namana vehivavy na lehilahy (l)(l):D:D misaotra:D... suite
répondu par Ralay le 07/09/2006 09:37
mimisoa ( 17/08/2006 13:45)
salut daholo an! inn no malaza ato e! mba toroy ny akama e!:lol:... suite
répondu par tsoah le 07/09/2006 16:03
Flavien ( 16/08/2006 20:40)
Mitady tononkiran'i Dakoto misy manao hoe: raha lavitra ahy ianao... suite
répondu par arson le 18/08/2006 07:03
harijia ( 11/08/2006 11:11)
Salut dôly ze mety ho akamako!Mbo atoroy an'itony kôzy tony moa ny tenanay fa tena mpanavao !Ahoana le oe m'chat (ny fanaovana azy d iza avy no te hiresaka amiko?Tsy vazivazy io ry namana fa tena ma... suite
répondu par arson le 17/08/2006 06:47
Fiffi ( 10/08/2006 17:39)
hihihihi somary gaga be zah nahita an'ireto namana vao2 ireto an! heu... tongasoa aloha ianareo ! sera15 (10/08/2006) sera14 (10/08/2006) sera13 (10/08/2006) sera12 (10/08/2006) sera11 (... suite
répondu par arson le 17/08/2006 06:50
gille ( 10/08/2006 16:41)
aona tsara oe ny ato @ serasera Forum ato.mba azavao kely eo... suite
répondu par arson le 18/08/2006 07:07
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0359