mpinamana hihaona indray

1. salmo ( 13/12/2006 12:43)
Fanscination mivazo:
Andao fa ho entiko any ianao
hijery ilay tanananay...
miorina an-tampon-kavoana izy
voadidin'alaala, no sady mangina kou

fa lalan-tsarotra tokoa
no ho diavintsika izao
ao fa ho tantanako ianao
tsy tongany fiara-kodia
fa lalan-kely manjohy miakatra
ny mankany aminay

ref:
tsy maintsy tongako any ianao fa
Efa izay no tanjoko
Ilay trano bongon'ny fitia no nomaniko,
ho vantaninao any e e!
......................



Tsy maintsy oe: hetoina ndray zany:-w:-w
novalian'i salmo ny 19/12/2006 18:03
2. Fiffi ( 13/12/2006 16:02)
fa maninona no atao ato @ namana vao2 ity ?
3. salmo ( 13/12/2006 16:17)
ka izay no tao an-tsaiko ¿mila fahaizana be angah le maketo?
4. Papoose ( 13/12/2006 16:35)
dia ho anay tsy manana namana zany dia mba ahoana le!inona no tsara hira mba ho anay!:snif::snif::snif::-D
5. Fiffi ( 13/12/2006 16:59)
salmo:
ka izay no tao an-tsaiko ¿mila fahaizana be angah le maketo?
tsy hoe mila fahaizana ry salmo ahh ! fa hoe namana vao2 eh !


6. salmo ( 13/12/2006 17:31)
fiffi:
fa maninona no atao ato @ namana vao2 ity?


ka tsy nisy toerana ho any namana tranainy de tato @ namana vao2 no napetraka.
7. Fiffi ( 13/12/2006 18:35)
hay ve eh ! :wink::-D:-D:-D
8. xxx ( 13/12/2006 19:00)
manoko-dresaka aty indray salmo
9. Fiffi ( 13/12/2006 19:41)
:roll:
10. Tenio ( 14/12/2006 06:15)
Ary ilay resaka devoly aloha ry salmo aza mody ialana fotsiny e!!:lol::lol:
11. salmo ( 14/12/2006 09:28)
Tenio> tam ovina izany?:roll::roll:
12. salmo ( 14/12/2006 09:33)
Tenio> efa oe namana kou mbola devoly ndray :-w:-w
a+ ity site ity tsy natolotra ho any devoly fa natolotra ho any Malagasy.
13. Fiffi ( 14/12/2006 09:59)
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m455a2be73ebff
14. salmo ( 14/12/2006 10:18)
fiffi> de maninn?
15. xxx ( 15/12/2006 18:29)
de sal + mot = tenimaloto :-P:-D:-D tsy i toi akory fa ilay demony e!
16. cutie ( 15/12/2006 22:29)
:-D:-D:-D:-D:-D
17. Fiffi ( 16/12/2006 09:19)
salmo:
Tenio> tam ovina izany?:roll::roll:
de io navokako io ry salmo fa tsy misy hoe maninona na maninona an !


18. ciscah ( 16/12/2006 11:06)
:-*:Poentina aiza aloh?
19. salmo ( 19/12/2006 18:03)
ciscath> ho hetina any amin'ny ramoseany taloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1512