mpinamana hihaona indray
1. salmo
(
13/12/2006 12:43)
Fanscination mivazo:
Andao fa ho entiko any ianao
hijery ilay tanananay...
miorina an-tampon-kavoana izy
voadidin'alaala, no sady mangina kou
fa lalan-tsarotra tokoa
no ho diavintsika izao
ao fa ho tantanako ianao
tsy tongany fiara-kodia
fa lalan-kely manjohy miakatra
ny mankany aminay
ref:
tsy maintsy tongako any ianao fa
Efa izay no tanjoko
Ilay trano bongon'ny fitia no nomaniko,
ho vantaninao any e e!
......................
Tsy maintsy oe: hetoina ndray zany:-w:-w
novalian'i salmo ny 19/12/2006 18:03
4. Papoose
(
13/12/2006 16:35)
dia ho anay tsy manana namana zany dia mba ahoana le!inona no tsara hira mba ho anay!:snif::snif::snif::-D
5. Fiffi
(
13/12/2006 16:59)
salmo:tsy hoe mila fahaizana ry salmo ahh ! fa hoe namana vao2 eh !
ka izay no tao an-tsaiko ¿mila fahaizana be angah le maketo?
6. salmo
(
13/12/2006 17:31)
fiffi:
fa maninona no atao ato @ namana vao2 ity?
ka tsy nisy toerana ho any namana tranainy de tato @ namana vao2 no napetraka.
10. Tenio
(
14/12/2006 06:15)
Ary ilay resaka devoly aloha ry salmo aza mody ialana fotsiny e!!:lol::lol:
12. salmo
(
14/12/2006 09:33)
Tenio> efa oe namana kou mbola devoly ndray :-w:-w
a+ ity site ity tsy natolotra ho any devoly fa natolotra ho any Malagasy.
a+ ity site ity tsy natolotra ho any devoly fa natolotra ho any Malagasy.
13. Fiffi
(
14/12/2006 09:59)
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m455a2be73ebff
17. Fiffi
(
16/12/2006 09:19)
salmo:de io navokako io ry salmo fa tsy misy hoe maninona na maninona an !
Tenio> tam ovina izany?:roll::roll: