GAZETY NGAH

1. mpisotrtoaka ( 29/07/2014 10:58)
K'aiz k'aiz daholo e ! Tena mahafinaritra rah samy gazety nama ilay gazety Ngah mapme iny a ! Mirary andro lava ho anareo mpanoratra sy mpampitsikitsiky e ! Raha misy manakiana d ataovy eo ambany mba henoina e ! Zahay alou d mankafy be miits !
2. jaona15 ( 29/01/2015 11:19)

mpisotrtoaka:

K'aiz k'aiz daholo e ! Tena mahafinaritra rah samy gazety nama ilay gazety Ngah mapme iny a ! Mirary andro lava ho anareo mpanoratra sy mpampitsikitsiky e ! Raha misy manakiana d ataovy eo ambany mba henoina e ! Zahay alou d mankafy be miits !
3. mpisotrtoaka ( 17/06/2015 12:53)
Sady mankalaza ny faha-15 taona niorenany izy amzao !
4. mpisotrtoaka ( 17/06/2015 12:54)
Sady mankalaza ny faha-15 taona niorenany izy amzao ! d mivarotra t-shirt 75 mil fotsiny ny iray teny Analakely fa ny ahitana azy manaraka tsy haiko ! Misy super mamo sy ny namany am t-shirt ! d misy loko isan-karazany ! MLAY RY NGAH A
5. rado.fip1 ( 24/06/2015 14:20)
salama v tsik eh!?
6. mpisotrtoaka ( 13/06/2016 11:55)
Salama eeeeeeeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0141