You are here: home > Forum

KOFMAD

Lohahevitra : Firariantsoa, Fankaherezana
Fitohizan'ny hafatra : KOFMAD
Valiny : 5
future - 06/05/2013 06:24
hafa ihany ny KOFMAD raha samy koperativa manao Tana-Majunga
Valio | Miverina eny ambony
rekinbelo - 10/01/2014 20:27
fa ngah izay ihany, na ambanja-tana aza hafa mihitsy, tsy hoe manaratsy ny koperativa sasany fa hafa mitsy ny service kofmad sady manaja lera no manaja client eeeee
Valio | Miverina eny ambony
bazylou - 26/03/2014 09:21
Tsy dia marina izany. Nandeha kofmad majunga indroa aho fa tara velona foana.
Valio | Miverina eny ambony
rekinbelo - 08/05/2014 10:23
Enao kosa ngamba sendra taolana ka,tsy mbol nisy blême teo mitsy sa fa io lala ko isanandro
Valio | Miverina eny ambony
mpisotrtoaka - 19/01/2015 08:23
Hay koamou ry rekinbelo mandeha maraina jangil na ambanja dia mody hariva koa hoe lalako isan'andro ! Mitenena tsara ry tompona fiara a ! Tsy aty ny fanaovana dokam-barotra e !
Valio | Miverina eny ambony
asnat - 09/01/2016 07:04
za kosa alou mahita, fa hafa ihany ny kofmad e.
Valio | Miverina eny ambony