Liste des messages

Liste des messages, inserés par mamonjy1, par ordre de date
mamonjy1 ( 11/07/2014 18:01)
Avy taiza ny fisarasaraham-pinoana kristianina hita ankehitriny?Ary iza no ambadikan'izany?
VONINAHITRA HOAN'NY RAY SY NY ZANAKA ARY NY FANAHY MASINA. Mbola faly indray miarahaba isika rehetra eto ny tenako,Ary mirary soa ihany koa. Efa an'isany zavatra mampihemotra sy tsy mampivavaka olon... suite
répondu par endriny le 13/07/2014 04:33
mamonjy1 ( 18/06/2014 13:03)
An'isany MPAMINANY SANDOKA VE I SOEUR FABIOLA?? RAHA BAIBOLY NO JERENA?
Mankalaza ny Tompo be voninahitra aho. Miarahaba isika rehetra. MARO NY ZAVATEA HITA ETO @FIRENENA MALAGASY AN'ISANY ZANY NY FILAZANY RAMATOA FABIOLA ,ITY VAO GOAVANA ITY, MAHAKASIKA NY FILOHAM-P... suite
répondu par mamonjy1 le 05/07/2014 20:16
mamonjy1 ( 13/06/2014 17:12)
Inona no atao hoe politika?
Bonjour tout le monde.. AMIKO ALOHA,NY POLITIKA=LAINGA.... suite
répondu par mamonjy1 le 20/06/2014 08:05
mamonjy1 ( 12/06/2014 09:50)
Nisy nanamboatra ve ny olom-belona,sa niforona t@evolutiona.Raha nisy de Iza?Raha tsy nisy de ahoana?
Miarahaba isika rehetra indray ny tenako @Anarany jesosy ho voninahitran'ny Ray eo @zanaka. Io indray ny lohahevitra dinihintsika androany,ka afaka mandray anjara daholo isika,na inona na inona,ny fi... suite
répondu par toriteny le 18/06/2014 07:36
mamonjy1 ( 06/06/2014 16:54)
FAHAFATESANA SY NY FIAINAN-TSIHITA, NY AFOBE SY PARADISA.Inona ireo Raha baiboly no jerena??
Voninahitra Ho An'Andriamanitra,sy Jesosy Kristy ary ny Fanahy Masina. Efa hatraminy ela no nandinihan'olo ny soratra masina momba ireo lohahevitra 4 ireo. Kanefa,Tsy Mitovy Akory Ny Zavatra Lazain'o... suite
répondu par mamonjy1 le 12/06/2014 16:10
mamonjy1 ( 05/06/2014 20:00)
Ny fahafatesana Sy ny fiainan-tsita,Ary ny Afobe sy ny ..inona ireo ,Raha fiainana izao no jerena Araka ny Baiboly?..
HOAN' ANDRIAMANITRA ANIE NY LAZA SY NY DERA ARY NY VONINAHITRA MANDRAKIZAY. MIARAHABA ATSIKA REHETRA INDRAY NY TENAKO. Vaky saina isika matetika rehefa mandinika ny soratra masina,eny fa na dia manam... suite
répondu par mamonjy1 le 06/06/2014 16:58
mamonjy1 ( 21/05/2014 14:34)
666,marikan' ilay bibidia.Inona ny dikany hoe mandray marika 666 ,ary efa misy ve io marika io sa mbola ho avy.
Voninahitra Hoan'ilay mipetraka eo amboniny seza fiandrana sy ny zanak'ondry,ary ny fanahy masina. miarahaba atsika tsirairay avy,sady mirary soa. Imbentsaka ny soratra masina no milaza momba ny mar... suite
répondu par endriny le 29/05/2014 19:03
mamonjy1 ( 13/05/2014 17:51)
Natory tao Ampasana ve ilay zanak'Andriamanitra rehefa naty.
Faly miarahaba anareo indray aho @zao fotoana izao? Samy ho tahiny Tompo Avy isika. Efa hatr'aminy ela ny olona sasany no nilaza fa rehefa naty ny Tompo,de mbola natory tao ampasana aloha Ary nitsan... suite
répondu par bichette le 02/06/2014 11:49
mamonjy1 ( 11/05/2014 19:32)
Tokony hanamaivana an'i jesosy kristy ve isika milaza hoe kristianina?
Miarahaba ny rehetra tsy ankanavaka. MARO AMINTSIKA.@ZAO FOTOANA IZAO NO MILAZA HOE KRISTIANINA AHO,NEFA MBOLA MANAIKY IHANY IZY HOE: KATOLIKA AHO,NA LOTERIANINA AHO,NA NY HAFA..... Tena zavatra mahag... suite
répondu par toriteny le 16/05/2014 08:13
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009