Ny fahafatesana Sy ny fiainan-tsita,Ary ny Afobe sy ny ..inona ireo ,Raha fiainana izao no jerena Araka ny Baiboly?..
1. mamonjy1
(
05/06/2014 20:00)
HOAN' ANDRIAMANITRA ANIE NY LAZA SY NY DERA ARY NY VONINAHITRA MANDRAKIZAY.
MIARAHABA ATSIKA REHETRA INDRAY NY TENAKO.
Vaky saina isika matetika rehefa mandinika ny soratra masina,eny fa na dia manampahaizana sy manam-pahendrena aza dia dia mbola sahirana foana.
Kanefa Na dia mandinika fatratra aza isika,de tsy hahalala raha tsy ilay tompony fahalalana mihitsy no hampahafantatra atsika,Ary @fotoany Ihany koa.Mpitoriteny2:26.Mpitoriteny3:1.
Misy Lohahevatra 4 Lehibe Izay Hofakafakaintsika ,avy ao @baiboly.
FAHAFATESA
Zavatra anankiray izay tsy maintsy adalovana ny fahafatesana,ary mampalahelo ny olombelona ny mahita azy.
Efa hatraminy ela ny baiboly no nilaza hoe: fa ny fahafatesana no tambiny ota ,ary vovoka hianao ka hiverina @vovoka indray.Genesisy3:19.

novalian'i mamonjy1 ny 06/06/2014 16:58
2. mampihomehy
(
06/06/2014 07:45)
mamonjy1 - 05/06/2014 20:00
Misy Lohahevatra 4 Lehibe Izay Hofakafakaintsika ,avy ao @baiboly.
FAHAFATESA
Zavatra anankiray izay tsy maintsy adalovana ny fahafatesana,ary mampalahelo ny olombelona ny mahita azy.
Efa hatraminy ela ny baiboly no nilaza hoe: fa ny fahafatesana no tambiny ota ,ary vovoka hianao ka hiverina @vovoka indray.Genesisy3:19.
Fanontaniana: Fa maninona no avy ao anaty baiboly ihany no itondrana ny famakafakana?
3. bor2lais
(
06/06/2014 08:56)
H.S
Nisy namana Universal izay nandalo teto nilaza fa : forum ity ka afaka miteny izay tiany tenenina daholo eto ! ;-)
Vita ny H.S
:-)
Nisy namana Universal izay nandalo teto nilaza fa : forum ity ka afaka miteny izay tiany tenenina daholo eto ! ;-)
Vita ny H.S
:-)
4. rhaj0
(
06/06/2014 10:37)
H.S. Dia ahoana? mankatia izany fahalalahana izany ve ranamana Universal sa tsia? Ngo dia isan'ireo tsy tia izy, satria ny resaka mandeha TSY ao @ "izay tiany" ?
Vita H.S.
Vita H.S.
5. bor2lais
(
06/06/2014 11:59)
H.S
Izy ihany angamba no afaka hamaly an'izay ! :-) Sady mety tsy dia lavitra ange izy e ! ;-)
Vita ny H.S
rhaj0:
Dia ahoana? mankatia izany fahalalahana izany ve ranamana Universal sa tsia? Ngo dia isan'ireo tsy tia izy, satria ny resaka mandeha TSY ao @ "izay tiany" ?
Izy ihany angamba no afaka hamaly an'izay ! :-) Sady mety tsy dia lavitra ange izy e ! ;-)
Vita ny H.S
6. mampihomehy
(
06/06/2014 13:47)
bor2lais:
H.S
Nisy namana Universal izay nandalo teto nilaza fa : forum ity ka afaka miteny izay tiany tenenina daholo eto ! ;-)
Vita ny H.S
Hihihi... fanontaniana tsotra no napetrako manao hoe: " Fa maninona no avy ao anaty baiboly ihany no itondrana ny famakafakana?"
Hay moa tsy azo atao eto amin'ny forum, HS ny manao izany... bedin'i bor2lais.
hihihi... tena mamp'me
Saingy indrisy ry akama bord2lais, tsy ianao no nametrahako io fanontaniana io fa ny namorona ny sujet... Hihihi.... Marina fa afaka milaza izay tiana ho lazaina eto saingy nametraka ny tompon'ny sujet hoe: "Misy Lohahevatra 4 Lehibe Izay ho fakafakaintsika ,avy ao @baiboly"(vakio tsara ny lohahevitra) ary mba ho fanajana azy dia napetrako ny fanontaniana, heveriko fa no tena HS...
Vita iny HS iny, fa ny nahatonga ahy hametraka iny fanontaniana iny dia izao: tsy ny ao anaty baiboly ihany no misy resaka fahafatesana, misy azy daholo ny kolontsain'ny firenena maro sy ny fivavahana maro samihafa, ka sao dia misy namana afaka hizara an'izany eto... Izay no maha forum ny forum.
Tsy voatery ho valiana koa
7. rhaj0
(
06/06/2014 13:56)
H.S.
Ka ilay namorona ny lohahevitra nametraka mazava ny tiany ho hita ka dia...
Fa afaka manao H.S. foana izany (i bor2lais no nampianatra ahy an'io)
Dia afaka mamorona loha-hevitra hafa koa (ataovy toa ilay teo hoe, "Fijery hafa") ;)

8. bor2lais
(
06/06/2014 14:31)
mampihomehy:
Hay moa tsy azo atao eto amin'ny forum, HS ny manao izany... bedin'i bor2lais.
Izay ilay lazaiko hoe roa izany isika no mpampiomehy eto ! :-)
Izaho ange raha mampiasa ny
H.S
...
Tapitra ny H.S
Ny zavatra lazaiko ao anatin'io "fonosana io no HS (satria tsy misy ifandraisany amin'ilay lohateny ny voalaza ao) fa tsy mbola niteny mihitsy aho na nieritreritra hoe ny zavatra lazainao no HS :-)
Ny mbola mampiomehy koa dia notohizan'i rhaj0 ilay HS nataoko na dia efa nofaranako tamin'ny "Vita ny HS" aza ilay izy ! Lasa telo indray ny mpampiomehy izany eto ! :-)
mampihomehy n°1:
Saingy indrisy ry akama bord2lais, tsy ianao no nametrahako io fanontaniana io fa ny namorona ny sujet...
... fa ny nahatonga ahy hametraka iny fanontaniana iny dia izao: tsy ny ao anaty baiboly ihany no misy resaka fahafatesana, misy azy daholo ny kolontsain'ny firenena maro sy ny fivavahana maro samihafa, ka sao dia misy namana afaka hizara an'izany eto...
Averiko indray fa tsy ny fanontanianao no ataoko hoe HS ! :-)
Ilay nosoratako aza toa mamaly io fanontanianao io raha jerenao tsara amin'ny fo tony ! :-)
mampihomehy n°1:
Tsy voatery ho valiana koa
Azafady fa lasa novaliako ! :-)
hihihi... tena mamp'me e ! ;-)
9. mamonjy1
(
06/06/2014 16:58)
Miala tsiny betsaka aminareo izay efa namaly aho,fa voatsindriko tsy nahy lay touche de lasa lay izy.tsy mbola vita akory ity.fa iny misy ilay nataoko vita tsara,ka any no mamaly ianareo,AZAFADY.
AZA TOHIZANA INTSONY TY.
AZA TOHIZANA INTSONY TY.