Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fivavahana, finoana
mamonjy1
(
11/05/2014 19:32)
Miarahaba ny rehetra tsy ankanavaka.
MARO AMINTSIKA.@ZAO FOTOANA IZAO NO MILAZA HOE KRISTIANINA AHO,NEFA MBOLA MANAIKY IHANY IZY HOE: KATOLIKA AHO,NA LOTERIANINA AHO,NA NY HAFA.....
Tena zavatra mahag...
tohiny
novalian'i toriteny ny 16/05/2014 08:13
rhaj0
(
09/05/2014 16:41)
Tena mba voalohany t@ fiainana aho no nanatrika lamesa (tena lamesa) tatsy @ Notre-Dame Cathedral Basilica aty Ottawa ([url=http://www.notredameottawa.com/]jereo ato[/url]). Toa izao no hitako sy reko...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/05/2014 15:01
rhaj0
(
09/05/2014 14:37)
Nametraka fanontaniana ahy i Hasina tatsy hoe : [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m536aeb0f206b9#m536bbe70e06a3]Tsy haiko izay tena tanjonao amin'ilay lohahevitra ...[/url]
@ ankapobeny, ...
tohiny
novalian'i toriteny ny 07/06/2014 21:35
Maranatha
(
09/05/2014 09:59)
[color=red] Ka ho reraka ny fon’ny olona noho ny fahatahorany sy ny fiandrasany izay zavatra ho tonga ambonin’ny tany ; fa ny herin’ny lanitra dia hohozongozonina . Ary amin’izany andro izan...
tohiny
Tefigasy
(
08/05/2014 11:14)
Rehefa avy naneho ny mikasika ny [b]fitsaharana(ny sabata), ny famorana izay tandinon'ny batisa sy ny batisa[/b] dia hijery indray isika eto ny mikasika [b]ny fisoronana[/b].
Boky iray manontolo ao a...
tohiny
novalian'i endriny ny 23/05/2014 00:10
rhaj0
(
08/05/2014 02:25)
Mitohy ny tantara noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5347ff1f03b6c]tatsy[/url].
Vaovao farany io izany dia, ohatra [url=http://www.cbc.ca/news/world/vatican-says-848-priests-de...
tohiny
novalian'i andrywui ny 12/05/2014 14:26
toriteny
(
07/05/2014 14:35)
Hoy ny Jao10:9 " Izaho no vavahady ; raha Izaho no hidiran'ny olona , dia hovonjena izy [b][u]ka hiditra sy hivoaka[/u][/b] sady hahazo hanina". (en vf: Je suis la porte. Si quelqu'un entre par moi, i...
tohiny
novalian'i toriteny ny 14/05/2014 13:50
andrywui
(
04/05/2014 08:29)
[img]http://img.over-blog.com/501x384/3/29/25/58/1-LES-ILLUMINATI-SES-ALLIES-ET-LES-CHEFS-JESUITES/JESUITE-ILLUMINATI-MACON-3/4-croix-renversee-symbole-occulte-vatican.JPG[/img]...
tohiny
novalian'i andrywui ny 05/05/2014 18:14
endriny
(
03/05/2014 20:52)
Sarotra ho ahy io raha ny finoana kristianina satria izaho tsy mazava fihodirana no sady tsy manana ra israelita... Araka ny voalaza ao amin'ny baiboly. Dia tsy ho any an-danitra aho izany.......
tohiny
novalian'i toriteny ny 09/05/2014 14:48
Maranatha
(
02/05/2014 10:18)
[color=red] Na dia hampidirin’ny fahavalo any am-ponja aza ireo olon’Andriamanitra mahatoky , dia tsy hahasakana ny firaisan’ny fanahiny amin’i Kristy ireo rindrin’ny tranomaizi...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 02/05/2014 15:09
Tefigasy
(
02/05/2014 06:06)
Ny mampiavaka ny fivavahana kristianina amin'ny fivavahana jiosy araka ny baiboly: ny famorana
Efa somary lava ihany ilay fizarana voalohany, sady efa manomboka mivoaka amin'ny lohahevitra ny dinika....
tohiny
novalian'i bor2lais ny 02/05/2014 08:58
Maranatha
(
30/04/2014 10:38)
Ny daty ny 1ere Mai dia voalaza fa fetin'ny asa. Noho izany tsy misy miasa ny mpiasa eny na ireo izay milaza ny tenany fa Kristiana aza.
Ny 1ere Mai anefa dia fankalazana ny daty izay namoronana ny I...
tohiny
novalian'i ombelline ny 05/05/2014 08:35
YDIFAS
(
26/04/2014 23:44)
Amin-kafaliana lehibe indray no iarahabana antsika rehetra mamaky izao hafatra izao.
Tononina ho amintsika ny Fahasoavan’Andriamanitra sy ny Fiadanan’i Kristy ary ny fampiraisana avy amin’ny Fa...
tohiny
novalian'i toriteny ny 09/05/2014 14:59
Tefigasy
(
25/04/2014 10:16)
Apetrako ny lohahevitra dia avelako aloha ianao hisaintsaina kely fa atolotro eto ny valiny ao anaty baiboly amin'ny alatsinainy !...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 11/05/2014 14:16
Tefigasy
(
25/04/2014 06:45)
Inona moa no mahamari-toerana tsara ny fanambadiana na ny tokantrano iray : ny vola sy ny harena mba hahazoana hasambarana, ny bika sy ny endrika, ny fahatanjahana sy ny hery amin'izay mba misy mpiaro...
tohiny
novalian'i toriteny ny 25/04/2014 16:11
Tefigasy
(
25/04/2014 05:15)
Samia mieritreritra fa izao no voasoratra : [color=green] "koa mandehana ianareo dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy amin'ny anaran'ny ray sy ny zanaka ary ny fanahy masina" [/c...
tohiny
novalian'i ombelline ny 05/05/2014 08:43
Maranatha
(
24/04/2014 15:44)
[color=red]Ary hatoky Anao izay mahalala ny anaranao . Fa tsy foinao izay mitady Anao Jehovah o ! Mankalazà an’i Jehovah , izay mitoetra any Ziona . Ambarao any amin’ny firenena ny asany ...
tohiny
Maranatha
(
18/04/2014 05:05)
[color=red]Tsy ho ela itsony izao tontolo izao dia hilaozan’ilay anjelin’ny famindram-po , ary ireo loza fito farany dia harotsaka ….Ny faharetana sy ny famindram-pon’Andriamanitra dia tsy hia...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 24/04/2014 09:50
hery
(
17/04/2014 08:14)
Mahatsiaro ny resak'i rhaj0 momba ny amerindiana aho dia manararaotra mametraka eto an'ity rohy ity izay milaza ny momba an'i Kateri Tekakwitha.
Androany 17 aprily tokoa mantsy no ankalazain'ny Fiango...
tohiny
novalian'i toriteny ny 25/04/2014 15:23
andrywui
(
17/04/2014 07:53)
[quote] http://www.nouvelordremondial.cc/2014/01/02/lenfer-nexiste-pas-et-adam-et-eve-nont-jamais-existe-selon-le-pape-francois/[/quote]
NO COMMENT ...
tohiny
novalian'i andrywui ny 17/04/2014 21:30
