Fivavahana, finoana

rhaj0 ( 13/03/2014 14:29)
Avy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5317762b8e3da/20]tatsy[/url] ity no nakisako teto azony niova ny lohahevitra... [quote=Tefigasy]Aty amin'ny fivavahana sy finoana ity no mipetraka di... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 20/03/2014 20:20
Maranatha ( 12/03/2014 11:29)
«Tsy maintsy toriana amin’izao tontolo izao ilay hafatry ny anjely faha telo, mampitandrina ny olona mba tsy hiankohoka eo anolohan’ ny bibi-dia sy ny sariny, ka manasa azy ireo mba hitambatra a... tohiny
Maranatha ( 12/03/2014 11:28)
Ny famantarana na ny tombokasen’Andrimanitra dia hita ao amin’ny fitandremana ny sabata, naorina ho fahatsiarovana ny famorononana tamin’ny andro fahafito amin’ny herinandro. Niresaka tamin... tohiny
novalian'i maranatha ny 14/05/2014 12:28
Maranatha ( 12/03/2014 11:26)
« Rehefa ny firenentsika hamoaka lalàna mandritra ny fivorian’ireo mpanao lalàna izay mikendry ny sain’ny olona tsirairay mikasika ny tombontsoa ara-pivavahana , ka hanery ny fankatoavana ny... tohiny
Maranatha ( 12/03/2014 11:25)
« Eny, izay rehetra te-ho velona amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy Jesosy, dia henjehina. » 2 Timoty 3 : 12. « Mampiharihary mazava ny fankahalan’i Roma ny Sabata ... tohiny
Maranatha ( 12/03/2014 11:23)
« Ho avy ny fotoana izay hanenjehana ireo vahoakan’ Andriamanitra satria manamasina ny andro fahafito izy. Ny devoly no nanova ny andro sabata, nanantena ny hanapotika tanteraka ny fikasan’ Andr... tohiny
novalian'i sitlo ny 17/03/2014 05:55
Maranatha ( 12/03/2014 11:22)
« Aoka ny Zanak’ Andriamanitra mpitandrina ny lalàna, tsy hijanona am-pahanginana fotsiny ankehitriny toy ny hoe isika dia tokony hifanaraka amin’ny toe-javatra miseho. Ny zavatra miandry antsi... tohiny
Maranatha ( 12/03/2014 11:21)
« Ao amin’ny toko faha-13 andininy 1 – 10 dia misy bibidia hafa aseho “tahaka ny leopard” izay nomen’ny Dragona « ny heriny sy ny seza fiandrianany ary ny fahefana lehibe ». Io tandindona... tohiny
Maranatha ( 11/03/2014 10:42)
Apok 13:16 Ary ny olona rehetra, na ny kely na ny lehibe, na ny manan-karena na ny malahelo, na ny tsy andevo na ny andevo, dia ampandraisiny marika eo amin'ny tànany ankavanana na eo amin'ny handrin... tohiny
novalian'i Tefigasy ny 21/03/2014 09:03
YDIFAS ( 11/03/2014 09:34)
Miarahaba antsika amin’ny Anaran’i Jesosy indray, ry havana malala. Tononina amintsika ny Fahasoavan’Andriamanitra sy ny fiadanan’i Kristy, hirotsaka betsaka sy hamonto antsika rehetra mamaky ... tohiny
novalian'i Ydifas ny 11/03/2014 15:22
rhaj0 ( 05/03/2014 19:08)
Raha ny fahazoako azy, dia ny Katolika no (tena) mbola nanipaka ny homosexualitE (hatramin'izao aloha) fa ny Kristiana hafa kosa efa manaiky (na dia tsy miteny aza). Fa tato ho ato, ny Papa Francis di... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/03/2014 14:33
rhaj0 ( 28/02/2014 18:47)
Akaiky ity ny 8 Marsa, andro iraisam-pirenena ho an'ny Vehivavy. Manitikitika ahy ny anjara-toeran'ny Vehivavy eo anivon'ny fiaraha-monina araka ny Baiboly. Misy soratra izay tianareo (zaraina) ve ma... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 05/03/2014 20:10
rhaj0 ( 27/02/2014 20:19)
[url=http://ieet.org/index.php/IEET/more/eirdosh20140226]http://ieet.org/index.php/IEET/more/eirdosh20140226[/url] Lavabe ilay lahatsoratra (sady @ teny anglisy) fa dia haka fotoana kely itsakotsakoan... tohiny
rhaj0 ( 24/02/2014 15:08)
[img]http://www.popularmechanics.com/cm/popularmechanics/images/QA/face-of-jesus-01-0312-mdn.jpg[/img]... tohiny
novalian'i Nehemiah ny 27/02/2014 14:17
YDIFAS ( 24/02/2014 00:48)
Faly miarahaba antsika rehetra mpamaky izao hafatra izao. Tononina amintsika ny Fiadanan’i Kristy sy ny Fahasoavan’Ilay niantso antsika ho zanany malalany. Fantantsika, ry Havana malala, fa Andri... tohiny
novalian'i Annih ny 01/03/2014 14:25
endriny ( 23/02/2014 00:54)
Miseho miandala ny zava-nafenina sy nodisoina... Iray volana lasa izay dia naseho ho ren-tany ren-danitra ny dikan'ilay tabilao milaza fa tsy nisy fambofiaran'i Noa fa eritreritra nataony fotinsy iny... tohiny
novalian'i endriny ny 13/04/2014 05:13
Maranatha ( 20/02/2014 11:25)
Fiadanana ho aminareo izay noana sy mangetaheta ny fahamarinana, Hiresaka kely ny mikasika ity fanasan'i Tompo ity isika satria misy antokom-pivavahana izay tsy dia manome io loatra ireo izay membre ... tohiny
novalian'i Maranatha ny 05/03/2014 06:01
Nehemiah ( 19/02/2014 15:04)
[color=darkviolet][size=16][b]Ahoana no nipoiran'ny fiainana ?[/color][/size][/b] Aoka hazava tsara : heverin'ny mpandala evôlisiona hatr@ Darwin mankaty ho fizotra natoraly tanteraka ny evôlisiona... tohiny
novalian'i manoasoa ny 06/03/2014 06:20
YDIFAS ( 15/02/2014 20:35)
Faly miarahaba antsika rehetra. Manonona ny Fiadanan'i Kristy sy ny Fahasoavan'Andriamanitra ho amintsika rehetra. Fony namorona ny olombelona Andriamanitra dia nataony niavaka tamin'ny voaary rehetr... tohiny
novalian'i Annih ny 01/03/2014 14:55
rhaj0 ( 10/02/2014 11:36)
Ahoana no fandraisanao izay fijery izay eo anivon'ny fiaraha-monina. Raha ny ray sy reniny ve no meloka noho ny nataony, dia ilay zanany, voatavo tsy mifandraka mbola tsy mahalala akory izay ambonin... tohiny
novalian'i toriteny ny 22/03/2014 16:03
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 4.0531